EFA AKAIKY NY FARANY Mitandrema isika rehetra fa tena efa akaiky ny farany…Efa hita daholo ireo fambara rehetra Jereo amin’izao fa efa tsy te haka tombony intsony na ny mpivarotra ary Aiza ve koa 20.000 Ar amin’izao fotoana izao dia mbola mahazo Sandwic

EFA AKAIKY NY FARANY
Mitandrema isika rehetra fa tena efa akaiky ny farany…Efa hita daholo ireo fambara rehetra
Jereo amin’izao fa efa tsy te haka tombony intsony na ny mpivarotra ary
Aiza ve koa 20.000 Ar amin’izao fotoana izao dia mbola mahazo Sandwich, Burger, Tacos, Minesao, Frites miampy Jus anak-2 ihany
Ao @ Puzzle Ankadifotsy no misy an’zany, raha tsy mino nareo dia mankanesa any mihitsy fa tsy angano io fa tena efa betsaka no nanandrana
Raha tsy afaka ho any nareo dia antsoy anie ito 034.33.323.33 fa manao livraison mihitsy anie zareo eeee
Tena efa akaiky ny farany oa

Puzzle

Les commentaires sont fermés.