Fromage gouda Mialitiana Chalama aby e ! , jejojejo fa efa akaiky ny fety an ! , mahaiza misafidy ny kalitao tsara nefa mora, ho anao mila fromage amin’ny fikarakarana sakafo na amin’ny restaurant na ao antokantrano , natao ho anareo ny tolotra fromag

Fromage gouda Mialitiana
Chalama aby e !
, jejojejo fa efa akaiky ny fety an !
, mahaiza misafidy ny kalitao tsara
nefa mora, ho anao mila fromage amin’ny fikarakarana sakafo na amin’ny restaurant na ao antokantrano
, natao ho anareo ny tolotra fromage gouda Mialitiana. Fromage artisanal hatrany.
– 1kg 30000Ar
– 32000Ar kosa raha enrobé. Izany hoe miloko volomboasary fa tsy tsiromboasary.
Azo anao atao hatrany ny miditra mp na miantso ny laharana tokana 0347809895 (tsy maintsy ahazoana anay ny iray amin’ireo), na anontany fotsiny aza tsisy bedy.
– Ho an’ireo mila isan-kerinandro dia mila mi-commande 5jours mialoha tsy mila avance fa fahamatorana kely fotsiny
. Ho an’ny any amin’ny faritra koa torak’izay fa à condition ny paiement contre coordonnées ny chauffeur alefa mp miaraka amin’ny sarin’ny entana bien emballé.
Dia inona moa fa miandry antsika izany. Misaotra mialoha.

Fromage gouda Mialitiana

Les commentaires sont fermés.