Hono oa inona kay no race n’akoho tena tsara raha hiompy,, le tiko lazaina de oe le zanany vetivety de ngeza nefa izy be atody sady mikotrika
Ny antony nahatonga ahy hanontany anzay mantsy de normal ve raha izao no zanak’akoho 1mois latsaka?
De Mankasitraka anareo sahady ô
Hono oa inona kay no race n’akoho tena tsara raha hiompy,, le tiko lazaina de oe le zanany vetivety de ngeza nefa izy be atody sady mikotrika Ny antony nahatonga ahy hanontany anzay mantsy de normal ve raha izao no zanak’akoho 1mois latsaka? De Mankasitra
