Izahay dia mivarotra voankazo madio sady amin’ny qualité tena tsara ary maro isan-karazany
Manga irène, valencia, esy,langouste,paoma,…..
Coco
Papay solo
Pastèque
Abrico
Poara melon
Zavoka
……
Afaka mandray commande ihany koa raha misy voankazo tadiavinao nefa mbola tsy misy ato aminay
Afaka tonga dia miantso avy hatrany ihany koa
033 73 702 05/034 79 130 38
Livraison possible
Afaka manantona mivantana ihany koa : Analakely eo @ tafolanitra
+14
Izahay dia mivarotra voankazo madio sady amin’ny qualité tena tsara ary maro isan-karazany Manga irène, valencia, esy,langouste,paoma,….. Coco Papay solo Pastèque Abrico Poara melon Zavoka …… Afaka mandray commande ihany koa raha misy voankazo tadia
