MBA PARTAGENA AZAFADY Ity zaza ity dia narian’ny dadany eto anosibe tsena ny anarany fanomezana, ny anarany mamany dia i domoina fa efa maty hono io reniny io, ny anarany dadany razilla. efa misy 10andro hono izy no natory antsena tsy misy mpiahy ka

MBA PARTAGENA AZAFADY
Ity zaza ity dia narian’ny dadany eto anosibe tsena ny anarany fanomezana, ny anarany mamany dia i domoina fa efa maty hono io reniny io, ny anarany dadany razilla. efa misy 10andro hono izy no natory antsena tsy misy mpiahy ka mitady ny fianakavina izy fa mijaly na zay mahafantatra azy. Any andranomena no misy ny fianakaviny ka mba alaivo eto anosibe hono izy,ho any zay mahafantatra tompoko.
©Andriantsoa Ellie

Paty Gasy Nantenaina

Les commentaires sont fermés.