Mialy Rajoelina Vady Volohany Personal blog Send message Mialy Rajoelina Vady Volohany Mba zarao Tonga nanome ny anarany ny olona maro omaly mba hisoratra anarana ny tetikasany mba hahazoana famatsiam-bola. Asehon’i izany hoe impiry ny malagasy gno ten

Mialy Rajoelina Vady Volohany
Personal blog
Send message
Mialy Rajoelina Vady Volohany
Mba zarao
Tonga nanome ny anarany ny olona maro omaly mba hisoratra anarana ny tetikasany mba hahazoana famatsiam-bola.
Asehon’i izany hoe impiry ny malagasy gno tena mandrisika hanao tetikasa
Amin’izao fotoana izao dia mbola maro no tonga manome ny anarany mba hisitraka ny famatsiam-bola
Ny sasany dia nampiseho anay manodidina ny asany ary tena faly izahay
Mampahatsiahy ny olona rehetra izay tavela sy tsy mbola nanome ny anarany izahay fa afaka manoratra hafatra manokana ho ahy ary ho hitantsika ny fomba hanampiana azy ireo.

Oelinantenaina Myshaia

Les commentaires sont fermés.