Midira amin’ny sehatra mora hatomboka Fiofanana miompy bitro ao @ ISPAg (Institut Supérieur Privé Agricole) Ampandrianomby miaraka @nay ny 26 août 2023 manomboka @ 9Ora maraina. Ho hitantsika ao ny momban’ny fiompiana bitro sy ny famokarana henam-bitro.

Midira amin’ny sehatra mora hatomboka
Fiofanana miompy bitro ao @ ISPAg (Institut Supérieur Privé Agricole) Ampandrianomby miaraka @nay ny 26 août 2023 manomboka @ 9Ora maraina.
Ho hitantsika ao ny momban’ny fiompiana bitro sy ny famokarana henam-bitro.
Sarany: 30 000Ar/olona
Tsy misy fisoratana anarana fa misy fetra kosa ny zakan’ny efitrano koa manasa anao ho tonga aloha.
laharana azahoana anay: 034 31 470 05
Mail: contact@fermeacacia.com
www.fermeacacia.com
Fiompiana MAHOMBY KOKOA!!!

Les commentaires sont fermés.