MIEL A L’HIBISCUS / TANTELY MIFANGARO HIBISCUS (poudre) TSARA BE / TROP BON Tenin’ny mpanjifa aminay io : azo HOHANINA amin’izao, HOSORANA, atao DITE Sady matsiro moa no mahasalama, lazaina etsy ambany ny voka-tsoa Très apprécié par ceux qui y ont déjà

MIEL A L’HIBISCUS / TANTELY MIFANGARO HIBISCUS (poudre) TSARA BE / TROP BON Tenin’ny mpanjifa aminay io : azo HOHANINA amin’izao, HOSORANA, atao DITE Sady matsiro moa no mahasalama, lazaina etsy ambany ny voka-tsoa Très apprécié par ceux qui y ont déjà

MIEL A L’HIBISCUS / TANTELY MIFANGARO HIBISCUS (poudre)
TSARA BE / TROP BON
Tenin’ny mpanjifa aminay io : azo HOHANINA amin’izao, HOSORANA, atao DITE
Sady matsiro moa no mahasalama, lazaina etsy ambany ny voka-tsoa
Très apprécié par ceux qui y ont déjà goûté !
Peut être consommé à la cuillère, en thé, ou à tartiner
Les bienfaits sont résumés ci-dessous.

Manamafy be kokoa ny hery fiarovana, manampy miady amin’ny havizanana (vatana sy saina)
ary koa amin’ny aretina mpahazo ny fo, sy miady amin’ny homamiadana
Manampy amin’ny fanadiovana ny any anaty amin’izao loto miparitaka izao
Manampy ny vehivavy izay mahatsiaro marary rehefa tonga ny fadimbolana
Aide à mieux renforcer les défenses immunitaires, à lutter contre les fatigues physique et intellectuelle
Aide à nettoyer les intestins des toxines et à favoriser le transit
Bénéfique pour le coeur
Utile pour les femmes qui souffrent de dysménorrhée
250 ml, 15 000 ar.
Marihina koa fa niaraka nivoaka taminy ny Miel Vanille, tantely sy vanille mifangaro, mety ho anao izay tsy dia tsara torimaso, na tratry ny harerahan-tsaina. Mitovy ny vidiny
Notons que nous proposons aussi comme nouveau produit le Miel à la Vanille, pour vous aider à mieux dormir la nuit.

Manjary

Les commentaires sont fermés.