Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra hatrany tompoko « Ny tsara hono tsy mora ». Tsy voatery ho marina izany amin’ity resaka varotra tantely ity. Fa ao ireo tsara mora vidy,ao koa ireo tsara izay tena lafo vidy tokoa. Fa ireto anay ireto kosa no ant

Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra hatrany tompoko
« Ny tsara hono tsy mora ».
Tsy voatery ho marina izany amin’ity resaka varotra tantely ity.
Fa ao ireo tsara mora vidy,ao koa ireo tsara izay tena lafo vidy tokoa.
Fa ireto
anay ireto kosa no antsoina hoe amidy @vidiny mirary.Tsara kalitao
izy an!Tsy mora sady tsy lafo loatra ny vidiny.
MIEL DE NIAOULI BONNE QUALITE
Afaka manantona anay ety Ambohipanja ianareo izay maniry ny ho aty,fa Mbola afaka manao livraison
koa izahay na aiza na aiza ny misy anao.Mivarotra Ambogandiny sy Antsinjarany izahay.Aza misalasala mifandray aminay fa ho raisina tsara ianareo tompoko.
034 86 484 88

Mpivarotra Tantely Tena Izy

Les commentaires sont fermés.