Misy fanantenana ho anao Ilay nofinofy goavana matory ao anatinao, teny no ilainao Nitsangana ny orinasany noho ny tso-drano sy vavaka farany teo tao @ Palais des Sports. Ho anao indray ity fotoana ity: NY FAMELOMAN’ANDRIMANITRA FOTOANA: Alahady 30 juin h

Misy fanantenana ho anao
Ilay nofinofy goavana matory ao anatinao, teny no ilainao
Nitsangana ny orinasany noho ny tso-drano sy vavaka farany teo tao @ Palais des Sports.
Ho anao indray ity fotoana ity:
NY FAMELOMAN’ANDRIMANITRA
FOTOANA: Alahady 30 juin ho avy izao.
FIDIRANA : 6h30-8h30-10h30-14h30
Tsy mitory tsy misy porofo izahay.
#tsodrano#vavaka#prayer#miracles#healings# deliverances#
#misyfanantenanahoanao

Misy fanantenana ho anao

Les commentaires sont fermés.