Raha mamboly ianao kay dia atao inona? Hohaninao sy ny fianakavianao vé? Ho amidinao avadika vola? Tena tsy mety angaha raha MBA miverina mamboly tena natoraly, ??? Raha mbola tsy namboly ianao, (ianao mihitsy no mila manandrana). Raha efa mamboly indray

Raha mamboly ianao kay dia atao inona?
Hohaninao sy ny fianakavianao vé?
Ho amidinao avadika vola?
Tena tsy mety angaha raha MBA miverina mamboly tena natoraly, ???
Raha mbola tsy namboly ianao, (ianao mihitsy no mila manandrana).
Raha efa mamboly indray ianao, tsy maninona mihitsy ny miverina @ voly teknika natoraly, raha tena te hitsinjo lavitra (tena manampy anao ny zezika natoraly, anisany ny zezika kankana).
(Secret: Tsy voatery oe mpiasa birao ianao dia tsy afaka ny hamboly anana @ tapaka bidon
).

Les commentaires sont fermés.