Rehefa mampiasa an ity #sauce mine ity dia : Tsy mila karazana sauce soja na huitre Tsy mila mampiasa menaka Io no anendasana ny legumes ,..rehefa manomboka miova loko ny fangaro Arotsaka ny paty efa masaka! Rehefa mahandro paty dia asio sira sy t

Rehefa mampiasa an ity #sauce mine ity dia :
Tsy mila karazana sauce soja na huitre
Tsy mila mampiasa menaka
Io no anendasana ny legumes ,..rehefa manomboka miova loko ny fangaro
Arotsaka ny paty efa masaka!
Rehefa mahandro paty dia asio sira sy tamotamo kely !
Mangotraka 5 minitra raha ela indrindra, somary mbola mafimafy izy fa mitohy ny fahamasahany rehefa afangaro amin ilay legumes nokarakaraina tamin ny sauce mine sao.
Saromy tsara ny tavoahangy ary ahotsana tsara indray isaky ny ampiasa azy!!
Hitanao fa tsotra nefa mafilotra ny manao sakafo machiiiîroooo !

Tsena Gasy Madis

Les commentaires sont fermés.