Rehefa mihinana œuf dur 1na 2 rehefa maraina tsy matsiaro nona na itady goûter fa mahandry ny sakafo atoandro tsara
Andramo ne apangotray ny atody dia teteo ary asio poivre sy oil d’olive kely,, asio pain kely def ao tsara
Afaka asinao salade na avocat kely
Rehefa mihinana œuf dur 1na 2 rehefa maraina tsy matsiaro nona na itady goûter fa mahandry ny sakafo atoandro tsara Andramo ne apangotray ny atody dia teteo ary asio poivre sy oil d’olive kely,, asio pain kely def ao tsara Afaka asinao salade na avocat
