Rera dava, tsy ampy Calcium foana, kizitina lava , tsy mifantoka mihitsy, tsy ampy ra ? Sésame fotsy ve no hohanina sa mainty ? Ireo animatrices Nay ao amin’ny Shopliantsoa no hamaly an’ireo androany sy rahampitso Liantsoa Andravoahangy Liantsoa Sabotsy

Rera dava, tsy ampy Calcium foana, kizitina lava , tsy mifantoka mihitsy, tsy ampy ra ? Sésame fotsy ve no hohanina sa mainty ? Ireo animatrices Nay ao amin’ny Shopliantsoa no hamaly an’ireo androany sy rahampitso Liantsoa Andravoahangy Liantsoa Sabotsy

Rera dava, tsy ampy Calcium foana, kizitina lava
, tsy mifantoka mihitsy, tsy ampy ra ?
Sésame fotsy ve no hohanina sa mainty ? Ireo animatrices Nay ao amin’ny Shopliantsoa no hamaly an’ireo androany sy rahampitso
Liantsoa Andravoahangy
Liantsoa Sabotsy Namehana
Liantsoa Analamahitsy
sady misy degustations
Rehefa misy tsy fahampiana ara minéral ny vatana dia mitranga ireo
signes zay noresahina teo aloha
Aleo horesahina kely inona no te à mampiavaka azy ireo
Poudre de Sésame noir
Manala harerahana satria betsaka Fer
Betsaka Antioxydant, miaro amin’ireo aretina vokatry ny fahanterana sy ny homamiadana
Mampihena n’y volo fotsy sy mihintsana
Mampidina ny taha na Kolesterola ratsy amin’ny vatana
Manatsara n’y fias an’ny atidoha, Mampihena rarin tsaina
Poudre de Sésame Blanc sy Poudre de Sésame et Baobab
Tsara be ho an’ny olona spasmophile satria sady be Calcium 1340 mg be izao, ary koa be Magnesium
Mampatory amin’ny alina
Manamafy taolana, manampy amin’ny fitomboan’ny zaza
Manatsara ny fikorianan’ny ra
Manatsara ny fandevonan kanina satria betsaka fibres
Azo hohanina miaraka satria samy hafa ireo tombontsoa entiny.
Araraoty n’y fisian’ny animations raha eny akaiky eny ianareo, na koa mandefa magasins nay.
Afaka manao livraisons raha mahatratra 24000 Ar ny entana vidinareo
#shopliantsoa #calcium #magnesium #fer #antioxydant #spasmophilie #poudredesesameblanc #poudredesesamenoir #poudredesesameetbaobab
Ferme Aina
Health/beauty
Send message

Ferme Aina

Les commentaires sont fermés.