Salama havako aby
Isika moa niresaka ilay hoe te hamantatra ny ao an-tsain’olona iray iny.
Dia ny valiny dia tsotra:
Mila mahay mandinika ianao ka mahay midecoder ireo fihetsik rehetra asehon’olona anao.
Eo ihany koa mila manazatra ny sainao ianao ho folaka hahay hanao fijery indray mitopy dia efa mahalala manavaka ny tena marina sy ny lainga.
Tsy afaka natao teto ilay izy satria lava ihany ny lesona ka lasa tapatapaka.
Noho izany dia izay tena te handalina izany dia indro misy boky vaovao vao novokarina lesona feno momba izay.
Noraketina an-tsoratra ao daholo ny tsiambaratelon’izay rehetra…
Misy 141 pejy io.
Mandefasa hafatra amiko izay te handalina ka mila azy io havako.
Mankasitraka betsaka.
Salama havako aby Isika moa niresaka ilay hoe te hamantatra ny ao an-tsain’olona iray iny. Dia ny valiny dia tsotra: Mila mahay mandinika ianao ka mahay midecoder ireo fihetsik rehetra asehon’olona anao. Eo ihany koa mila manazatra ny sainao ianao ho fol
