Send message
Ilay Sedera
Aza mamono tena Ry ‘Ilay a
raha mbola mikiry mandripaka ny ala ny zanakolombelona dia ho karankaina tanteraka ny tany. Tsy hisy hoanina intsony eto, tsy hisy fambolena azo atao intsony eto…. Tsy vitan’ny ordinatera fotsiny io ry Ilay a
Ndao hiofana e!!
FORMATION PRATIQUE MANAMBOATRA CHARBON BIO
Isan’andro ato @ ILAY SEDERA AMBOLOKANDRINA
Fifandraisana: 034 90 857 70
#fehezina_ny_zava_boahary
Send message Ilay Sedera Aza mamono tena Ry ‘Ilay a raha mbola mikiry mandripaka ny ala ny zanakolombelona dia ho karankaina tanteraka ny tany. Tsy hisy hoanina intsony eto, tsy hisy fambolena azo atao intsony eto…. Tsy vitan’ny ordinatera fotsiny io ry
