SESAME OUVRE TOI Ilay « mots magique » anokafana ny mémoire .En promo be izy eny amin’ny #magasinumadagascar Antony dimy tokony hihinanana sésame Tsara ho an’ny fitadidiana satria betsaka Lécithine sy Acides Gras essentiels Bonnes graisses,mampidina n

SESAME OUVRE TOI
Ilay « mots magique » anokafana ny mémoire
.En promo be izy eny amin’ny #magasinumadagascar
Antony dimy tokony hihinanana sésame
Tsara ho an’ny fitadidiana satria betsaka Lécithine sy Acides Gras essentiels
Bonnes graisses,mampidina ny taux cholestérol ratsy amin’ny vatana
Betsaka Calcium, Magnésium,Fer,Zinc, tsara ho an’ny spasmophile
Ho an’ireo reraka lava, tsy ampy Ra,vehivavy bevohoka s’y mampinono,andramo ny sésame noir
Ho an’ireo Mila mampitombo Hery fiarovana, anisan’ny tsara sésame et baobab
Poudre de sésame blanc 200g, en promo aty amin’ny Shop U 8990 Ar,
Poudre de sésame et baobab 100g 6590 Ar
Poudre de sésame noir 100g 7990 Ar
Araraoty ny promotion Nay aty amin’ny magasins U :
La City Ivandry
Analakely akaikin’ny Hôtel de ville
Talatamaty
Tsiadana
Tana Water Front
Ampefiloha
Antsirabe
Majunga
Araraoty ary ny promo antsika izay mifarana amin’ny 22 jona
#mémoire #bienetreaunaturel #santenaturelle #immunité #superfood #magasinsU #sesamenoir

Ferme Aina

Les commentaires sont fermés.