TANTELY BAOBAB = 16000 Ar ny 1 litre ary (gros 20l =12000 Ar) TANTELY PALISSANDRE = 16000 Ar detail 1 litre ary (gros 20l = 12000 Ar) TANTELY NIAOULLI = 16000 Ar detail ny detail 1litre ary (12000 Ar gros 20 litre) TANTELY JUJUBIER = 16000 Ar

TANTELY BAOBAB = 16000 Ar ny 1 litre ary (gros 20l =12000 Ar) TANTELY PALISSANDRE = 16000 Ar detail 1 litre ary (gros 20l = 12000 Ar) TANTELY NIAOULLI = 16000 Ar detail ny detail 1litre ary (12000 Ar gros 20 litre) TANTELY JUJUBIER = 16000 Ar

TANTELY BAOBAB = 16000 Ar ny 1 litre ary (gros 20l =12000 Ar)
TANTELY PALISSANDRE = 16000 Ar
detail 1 litre ary (gros 20l = 12000 Ar)
TANTELY NIAOULLI = 16000 Ar detail ny detail 1litre ary (12000 Ar gros 20 litre)
TANTELY JUJUBIER = 16000 Ar ny litre (12000 Ar gros 20 litre)
EUCALYPTUS = 16000 Ar ny litre ( 13000 Ar gros 20 litre)
PAPINY (TRANONY) = 20000 Ar ny kg

Aminy cacheter 1litre ny detail tompoko

Aminy tavoahangy tsotra eau vive na bidon jaune kosa ny gros
Ny frais de livraison dia 3000 AR daholo tompoko raha vao atsinjarany fa 5000 Ar kosa ny gros plus de 10 litre

Ara _pahasalamana tsara ary afaka hatao fanafody

Afaka manao ny test rehetra izay mety aminareo ianareo mpanjifa tompoko izay vao mandoha vola ary mody ny livreur raha tsy mety aminareo ny entana
Ny Tantely tompoko dia mitovy daholo ny hery hoentiny sy ny fomba fampiasana azy, izany hoe samy afaka hanaovana fanafody avokoa ny Tantely rehetra, no samy azo hanaovana sakafo daholo ihany koa, samy mitondra hery ho any vatana, ary samy afaka ahosotra aminy tarehy daholo ihany koa, fa ny maha samy hafa azy fotsiny dia ny hazo nohaniny ka io hazo nohaniny io no maha samy hafa ny tsirony, fa ny ankoatran’izay dia rehefa tantely dia mitovy daholo

Fanaovana test

Maka taratasy ary asina tantely eo ka akombona ilay taratasy ka rehefa tsy tanteraka izy dia pure, izay raha tanteraka kosa dia tsy izy

Maka afokasoka dia atsofoka ao anaty tantely, dia apirehetina avy eo ilay afokasoka, ka tsy mirehatra iny rehefa tsy pure, ny tantely mirehatra kosa raha pure

Maka rano aminy verre dia rarahana tantely ao ka avela eo, raha tantely pure dia ela be vao rava ilay tantely, fa ny tsy pure kosa dia rava malaky be satria siramamy no mifangaro aminy rano dia rava malaky be

LIEU = ARRET BUS TOYOTA IVATO
+5

Les commentaires sont fermés.