Tolotra tsara be ity
Efa ela ve ianao no naniry mba te ahay resaka patisserie sy ny tontolony?
Natokana ho anao ity
Afaka mianatra en ligne ianao @ alalan’ny vidéo fotsiny
ireto ny vague voalohany:
-Gâteau
-Donut
-pane cake
-brioche commerciale
Tsotra nefa ahafahanao mahaomby @ fanandramana
Mandefasa mp avy hatrany izay liana andefasana vidéo
Tsy lafo ny sarany mba ho fanampiko anao, 1000ar fotsiny