Comment faire son propre vinaigre maison facilement

Comment faire son propre vinaigre maison facilement

2 hours ago
Ahoana no atao raha te hanamboatra vinaigre? Mety maro no mametraka sy te hahay ity sehatra iray ity
Dia indro omeko anao eto ny fanamboarana azy satria, na fiainana an-davan’andro na eo amin’ny fiompiana dia ilaina sy ampiasaina ny vinaigre
VINAINGITRA 4,5°, INDRO NY FATRA:
– Acide acétique 45g
– Afangaro rano 1litatra
VINAINGITRA 10°, INDRO NY FATRA:
– Acide acétique 100g
– Afangaro rano 1litatra
Hafangaro fotsiny ireo ka ampianao emballage dia vita
Eny amin’ireo mpivarotra akora fanamboarana savony sns no hividiananao ny acide acétique
MAHALAFOSA BE TOMPOKO!
Hasaiko ianao hanaraka ny Pejy
MpiaramiasaMalagasy Mandrosooso
TranombarotLIDA Anosibeibe

Fiofanana Malagasy Mandroso

Les commentaires sont fermés.