Arthro SupReviver: Soulagez vos articulations

Arthro SupReviver: Soulagez vos articulations

Fanaintainana sy fivontosana,ary fahasimbany misy @ tonontaolana ireo aretina ireo,ny fahasimban’ny cartilage,faharitran’ny liquide synovial izay mahatonga ny fihisarana ka tsy hafahan’ny articulation mihetsika firy,vokatry ny aretina hafa,mitaiza,noho ny fibatana zavatra mavesatra izay manimba ny articulation sy lanja be loatra,tavy indrindra ny fanatanjahntena mafy loatra tsy araka ny tokony ho izy dia samy mahatonga ny fahasimbana ny articulation,izay miteraka ireo aretina ireo
ireto no mety hitranga :Marary,ny valahana,lohalika,lamosina,ratsatana sy tonontanana ,ratsatongotra,kitro,ranjo sns ,mety hisy koa fivontosana
Arthro SupReviver ity dia natao hitsaboana ireo sy hisorohana indrindra ny olona efa mandroso taona :
Ny mampiavaka azy ity dia ny fisian’ny glucosamine sy condroïtine izay manana asa lehibe @ cartilage,sady mampiroborobo sy manatsara ny famoronana cartilage, ity arthro SupReviver ity,
Misoroka ireo anzyme izay manimba ny cartilage koa,mikotra ny acide urique izay miangona @articulation (goutte)
Traitement tena efficace koa @:AVC ,maladie cardiaque,pression arterielle,rhumatisme,hernie discal
Mitsabo sy misoroka aretina ity complement alimentaire ity sady manana AMM

Fahasalamana+

Les commentaires sont fermés.