a day ago
2- Fahadisoana goavana ny tsy fananana plan mazava ao amin’ny fandraharana.
Tsara ny nahatafatsangana orinasa, zany hoe io fa tafavoaka Ilay produits, io fa nanomboka nanao ilay service.
Fa tsy mijanona hatreo anefa, raha BACC no resaka dia mbola tsy afaka ianao fa vao nahavita inscription fotsiny.
Maro ny olona mahavokatra produits fa aveo mi- abandonne, milavo lefona rehefa mande ny andro, ny volana satria tsy niomana amin’ny plan manaraka, tsy mahalala ny tokony hatao hampandeha Ilay orin’asa.
Noho izany tsy maintsy mametraka plan mazava, stratégie mipetrapetraka ianao ny amin’ny tokony ho toin’ny orinasanao ao anatin’ny 3 volana manaraka, 6 volana manaraka, 1 taona manaraka, 5 taona manaraka.
Izany rehetra izany dia ampianarina anao ao anatin’ny fiofanana fananganana orinasa avokoa, mba tsy hoe nahatafatsangana ihany ianao fa aveo rava, aveo raraka, tsy nitoy intsony Ilay activités fa vizana sahady.
Aza adino fa hatramin’ny 15 SEPTEMBRE ilay promotions 50% offre premium ( mandritra ny 1 taona ny accompagnement) izany hoe mbola manampy sy manosika anao zahay ao anatin’izay 1 taona izay amin’ny fampandrosona ny orinasanao.
Orinasa Tafatsangana sy Mandroso no tanjotsika

Isabelle Rahantamalala

Les commentaires sont fermés.