16h
Hiarareo koa ve tia ovy endasina( pommes frittes
?
Manamboatra ao antrano ve hianareo sa mividy ilay efa vita?
Ahoana no fanaovana azy mba ahatonga azy ilay mikarepoka tsara iny e?
Andao MBA hifampizara indray aloha e.
Mankasitraka izay rehetra mamaly.