Sakafo Vita Malagasy

SAKAFON-JAZA ANIO
-Ovy
-brocolis
-voatabia
-nofon’akoho
Afaka misafidy ianareo na atao purée n’a mixena
Goûter : koba akondro
Dessert :salade de fruits
Isan’andro dia te hampatsiahy kely aianareo foana hoe:
Omeo Sakafo aram-pahasalamana ny Zazakely, ataovy madio daholo ny fitaovana ampiasaina amin’ny Fikarakarana ny sakafony
Arao tsy tapaka ny pejy fa manome sopapa Sakafon-jaza 6-36mois isan’andro eto
Aza adino fa izahay dia MIVAROTRA :
-KOBA VARY MENA
-KOBA AKONDRO
-KOBA KATSAKA
-FLOCON D’AVOINE
-HUILE DE COLZA
-BOOSTDONGA
-BOOSTPROTEINE (HO AN’NY LEHIBE)
Ho an’izay Maman mitady.
Bio tsara ny antsika
Quantité 200g /250g/ 500g/1kg
Izy rehetra nividy aloha atreto mbola tsy mbola nisy maty antoka eh. Sakafo aram-pahasalamana daholo ireo voalaza ireo.
Afaka atao mamy, na atao masira. afaka atao sakafo, afaka atao goute, afaka asina légumes,hena, fromage….
Afaka Manao livraison/ mandefa makany amin’ny faritra rehetra
Mirary Soa foana

Articles recommandés

Cacapigeon Ntsoa : Commandez votre volaille!

Formation Pratique en Charcuterie à Itaosy

« Petit-déjeuner gourmand : Boost d’énergie ! »