Send message
Four T
1d
Famokarana sakafo madio ara-pahasalamana
Izahay dia mikarakara fiofanana momba ny fifehezana ny loza sy ny fomba fanaraha- maso ny famokarana sakafo azo antoka, natokana ho anareo « restaurateur », « transformateu », ary » traiteur » sy ireo fikirakirana hafa. Ny tanjona dia ahafahanao mamantatra ny zavatra tokony hotandremanao sy inona no fepetra rehefa hamokatra sakafo ianao.
12 Ora ny fiofanana ary mizara roa, adiny 6 isaky ny andininy. Manaraka ireo fepetra iraisam- pirenena, ny eto antoerana.
Asabotsy 26 oktobra:
ny sakafo sy ireo loza mifandraika aminy, sy ireo mety hitranga raha tsy voafehy
Asabotsy 02 Novambra:
Ireo fepetra arahina hiarovana ny loza mandritry ny famokarana
Ny fomba fanaraha- maso manaraka ny fenitra iraisam-pirenena
Ny sarany: 25 000ar isaky ny andininy
Famandrihan-toerana: 0348831107, na mandefasa hafatra
Rehefa mahay mamaky teny gasy ianao dia afaka manaraka ny fiofanana