Hena endasina
Tomate kely
2023
Amin’ilay tsy tian’ny maro ny laoka tsesisa saosy amizao #NajoroFehizoro
Amin’ilay tsy tian’ny maro ny laoka
tsesisa saosy amizao
#NajoroFehizoro
Toto kena sy Anana no laoka
Toto kena sy Anana no laoka
4 pièces = 20.000ar = LIVRAISON GRATUITE Passez vos commandes par Mp Alefaso Mp ny commande ohh
4 pièces = 20.000ar = LIVRAISON GRATUITE
Passez vos commandes par Mp
Alefaso Mp ny commande ohh
misaotra le namana ato tam voandalana
misaotra le namana ato tam voandalana
#lakoozia #lakozia #cuisine #blague #bonnehumeur
#lakoozia #lakozia #cuisine #blague #bonnehumeur
Inty lay mampiavaka antsika malagasy Ravitoto sy hena kisoa natao be tongolo gasy Nasiana lasary voatabia kely Manasa tompoko
Inty lay mampiavaka antsika malagasy
Ravitoto sy hena kisoa natao be tongolo gasy
Nasiana lasary voatabia kely
Manasa tompoko
Van Tan nendasina nohanina tamin’ny lasary radis nijerena film Ny radis hono mahatanora kay sady manakarena antioxydants sy minéraux ka mazotoa mihinana radis #NajoroFehizoro
Van Tan nendasina
nohanina tamin’ny lasary radis
nijerena film
Ny radis hono mahatanora kay sady manakarena antioxydants sy minéraux ka mazotoa mihinana r
Le Echalotte ko afaka atao frite satria lava be de atao aminy sakafo na salade rehefa vita endy
Le Echalotte ko afaka atao frite satria lava be de atao aminy sakafo na salade rehefa vita endy
#bon_appétit
#bon_appétit