Catégorie dans Accès à la santé pour tous

Ny bissap dia mampidina ny tosidra sy misoroka ny AVC noho izy manatsara ny fiasan’ny lalandra sy ny fikorinan’ny ra.
Ny bissap TSY ASIANA SIRAMAMY dia mandanjalanja ny tahan’ny cholesterol noho izy mampidina ny tahan’ny cholesterol ratsy sy ny tavy ary mampitombo ny tahan’ny cholesterol tsara.
Ny bissap dia mampitsahatra ny fahasimban’ny aty ary mampitsahatra ny firoborobon’ny « cellule tumorale » anaty vatana noho ireo singa ao anatiny
Ny bissap dia manala fanaintainana noho izy miasa mivantana amin’ireo enzyme mahatona fanaintainana.
Manampy @faniry sy ny fahasalaman’ny volontsika koa ny bissap
Noho izany dia ndao araraotintsika ireo tombotsoa azo avy aminy reo @ alalan’ny fihinanana azy na atao jus, na atao the na atao vovony @sakafo.
Tandremo !!! ny siramamy fa aleo ary mampiasa tantely tsy mifangaro
Mp raha mila hianao ary,misy en poudre dia misy fleurs séchées
Disponible Antsirabe

Hémorroïdes? Solution Naturelle en 3 Jours

HO ANAO IZAY MANANA OLANA AMIN’NY RESAKA HÉMORROÏDES DIA EFA MISY NY TOROHEVITRA NATORALY IZAY FANASITRANANA TANTERAKA NY ARETINA HÉMORROÏDES IZAY TRAITEMENT VITA AO ANATINY 3 ANDRO MONJA ….
TSY MILA MANDE ALAVITRA
TSY MILA MANDANY VOLA
TSY MILA AKORA MARO FA VITSY IANY
MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA
RA LIANA IANAO

Fikorontan’ny Fo: Soritr’aretina sy Famaritana

Tena anisany mpahazo ny olona maro amin’izao vanim-potoana izao ny olan’ny fo ,na zaza ,na ankizy ,na tanora na olon- dehibe dia tratran’i fikorontan’ny fo io ,kanefa dia tsy hita soritra ilay fototr’ aretina .
Matetika dia somary mitovy foana ny fitrangan’ izany aretin’ny fo izany
– Misentosento lava tsy ahoan- tsy ahoana
– Lasa manana fihetsem-po mora malahelo,ary somary marivo ranomaso aza ny sasany
– Lasa misy zavatra manindrona manevika miakatra any amin’ny fo ,ny ilany havia matetika no misy an’io zavatra manindrona io
– Lasa kely aina sy mora reraka ny vatana ,tsy mihazona Calcium ny vatana ,mora ritra ny calcium sy ny magnésium amin’ny vatana ,ka lasa mora manavy na mangorana ny vatana indraindray.
-mitady ho sempotra refa manao Effort mafimafy na miakam-piakarana kely na matory ka iva ny ondana
– Lasa mizihitra ny kibo na mivonto ny tanana sy ny tongotra ,ny tarehy ,lasa binabina ny vatana
– Malain-komana ,mora voky
– Volivoly ny tanana sy ny tongotra , indrindra ny ilanao havia
– Tsy dia mahita tory indraindray ,na matory dia taitra dia avy eo tsy mahita tory intsony
– marary andoha matetika ,sy manjavona ny maso indraindray ,no sady fanina
Anisan’ny fototra mahatonga an’ io fikorontan’ny fo io dia vorika miparitaka raha lehilahy no voany ,fa lafika miparitaka kosa raha vehivavy no misy azy ,izany hoe efa mivangongo be ilay vongan-drivotra ao anaty dia lasa miparitaka misandrahaka misondrotra mankany amin’ny fo ka lasa feno rivotra ny fo ka lasa tsy miasa ara-dalana na mikorontana mihitsy ny fiasan’ilay fo ,refa tena mibosesika ilay rivotra @ fo dia mitarika mivontosan’ny fo mihitsy izany ka misy aza lasa mandalo fandidiana fo tsy fidiny
Matetika tsy hitan’ny échographie na scanner na ny radio sy ny fitaovam- pitiliana maro io aretina io
RA EFA TAFIDITRA AO ANATINI ARETINA IANAO DE MANDEFASA MESSAGES PRIVÉ AVY ATRANY
BOKI PDF TSY MISY RESAKA PILE NA PRODUIT FA ZAVAMANIRY SY LEGUME IANY NO ATORO ANAO
MANDEFASA MESSAGES (MP)

Recette bébé 6-36 mois : SAKAFON-JAZA ANIO

SAKAFON-JAZA ANIO
-Ovy
-brocolis
-voatabia
-nofon’akoho
Afaka misafidy ianareo na atao purée n’a mixena
Goûter : koba akondro
Dessert :salade de fruits
Isan’andro dia te hampatsiahy kely aianareo foana hoe:
Omeo Sakafo aram-pahasalamana ny Zazakely, ataovy madio daholo ny fitaovana ampiasaina amin’ny Fikarakarana ny sakafony
Arao tsy tapaka ny pejy fa manome sopapa Sakafon-jaza 6-36mois isan’andro eto
Aza adino fa izahay dia MIVAROTRA :
-KOBA VARY MENA
-KOBA AKONDRO
-KOBA KATSAKA
-FLOCON D’AVOINE
-HUILE DE COLZA
-BOOSTDONGA
-BOOSTPROTEINE (HO AN’NY LEHIBE)
Ho an’izay Maman mitady.
Bio tsara ny antsika
Quantité 200g /250g/ 500g/1kg
Izy rehetra nividy aloha atreto mbola tsy mbola nisy maty antoka eh. Sakafo aram-pahasalamana daholo ireo voalaza ireo.
Afaka atao mamy, na atao masira. afaka atao sakafo, afaka atao goute, afaka asina légumes,hena, fromage….
Afaka Manao livraison/ mandefa makany amin’ny faritra rehetra
Mirary Soa foana

Prostate : Les symptômes et les solutions naturelles

Ny prostate dia taova iray hita ao amin’ny taovam-pananahan’ny lehilahy.
●Ny asan’ny prostate dia mamorona ny atao hoe:”liqude seminal” .
● Ny spermatozoide mivoaka amin’ny vésicules seminales mifangaro amin’ny liquide seminal no atao hoe sperme .Rehefa manomboka mahazo ltaona ny lehilahy dia mivonto manery ny fantson’amany io prostate io ,ka mahatonga hananosarotra amin’ny fivalan-dranon’ny lehilahy na ihany ko mifintina ilay PROSTATE ka mahatonga olona mamany lava mety ho tonga hatramin’ny fipipiazana kilaoty satria malalaka ny fantson’amany…….
✰NY MAHATONGA NY ARETINA PROSTATE :
●Fanaovana firaisana diso tafahoatra
●Fihinanana Café , Toaka ,sigara
●Fihinanana fanafody chimique sy produit chimique
●Sakafo Bé menaka (hena kisoa , poulet de chaire , sns)
✰FAMBARA ARETINA PROSTATE
●Lasa mamany lava , pipy misy rà ,
●Filahiana lasa malemy
●Mangoritsina ny lohalika
●Mora reraka
●Mihena ny Sperme na tsy misy mihitsy
●Mikorontana torimaso…..
Ny 90%ny olona voany prostate de voany infection urinaire
Ny 80%ny olona voany prostate de voany insuffisant rénal…..
AZO TSABOINA TSARA AMIN’NY FOMBA NATORALY ANEFA NY « PROSTATE »
MISY VAHAOLANA HO ANAO ITY

TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY SY VOANKAZO ARY LEGIOMA NATORALY IHANY NO AMPIASAINA SY ATORO ANAO

MANDEFASA FOTSINY MESSAGE HOE FITSABOANA NATORALY
MORA HITA NY AKORA AMPIASAINA ARY TSY MANDANY VOLA BE AKORY DIA AHITA VOKATRA TSARA HO AN’NY FAHASALAMANAO IANAO
SARANY 8000 ar tompoko
AZA TARA SATRIA ALEO MISOROKA TOIZAY MITSABO
8000 ar n sarany

SALAMA tsara sady FOTSY tsara ny nify.
Raha mijaly amin’ny areti-nify na mandeha dentiste matetika ny olona iray dia mety aminy io..
Ny tombotsoa azo aminy:
Salama tsara ny nify
Fotsy manjopiaka ny nify
Voaaro amin’ny areti-nify
Voatsabo ny nify marary
Mananafy ny akanjonify
Manampy ny nify hahatanty ny hatsiaka sy mahamay
Manamanitra ny ati-vava
Tena mety ho an’ny olona misy carie dentaire
N.B: Tsy misy FLUOR
Tena tsara ho an’ny fahasalaman’ny NIFY ny Dentifrice au The Blanc..
0347920215
#dentifriceautheblanc
#bio
#santenaturelle
#miavotrasymiaina

KARIMBOLA : Santé Féminine et Bien-être

:
Mandevona ny : kystes , fibromes , dystrophie ovarienne , myomes …ao anatin’ny fotoana fohy.
Manala ny : trompes bouchées ( salpingite ) , ny inféction vaginale ( mycose , candidose…) , ny pertes mamofona na mangidihidy .
Manadio sy manafana tranonjaza ho an’ny olona nitady zaza efa ela nefa tsy mety mahazo na koa ny olona avy nanao FISA ka maniry ny hiteraka amin’izay .
Mamerina ho normal ny règles tsy tonga efa ela nefa tsy bevohoka na ny règles miverilberina matetika ao antin’ny iray volana ( Troubles hormonales ).
Manasitrana ny lafika , ny fery anaty ho an’ny olon avy nididy .
Misoroka ny : fausse couche , œuf clair , grossesse éxtra-utérine.
Manasitrana ireo aretin’ny taovam-pananaha ( angatra , tety…)
Manasitrana ny aretin’ny : prostate , reins , vavony , aty , impuissance , tension , oligospermie , hémorroïde …
Koa raha mahaliana anao ary ny
KARIMBOLA
sy ny soa azo avy aminy dia mandefasa « mp » na antsoy mivantana ny : 0344696143

Soulagez vos maux à Antananarivo

Gasy Panotra Natoraly
Admin
· 19m
Salama tompoko hoantsika eto Antananarivo Mitohy hatrany ny fandraisana ireo havantsika izay tratrany ireto aretina reto, reradava, marary lamosina sy valahana, vavony, fo, diabète, tension, rivotra anaty kibo, goûté , ary ireo takaitra efa ela ka tsy tafaverina, ary efa misy ny tambavy manala gote , rein, rivotra, prostate, vavony fo, manotra ny sokajin’olona rehetra Zaza, tanora, antitra, lahy sy vavy, mp ny fanazavana fanampiny misaotra tompoko,

Grossir Vite: Secrets et Résultats en 2 Semaines

3h
If you want to be fat fast, I will give you the details and secrets, you will see results in 2 weeks
Pm then
· See original
· Rate this translation

Grossir Rapidement: Secrets pour un Gain de Poids Accéléré

26m
If you want to be fat fast, I will give you the details and secrets, you will see results in 2 weeks
Pm then
· See original
· Rate this translation