Catégorie dans conseils de nutrition

PROTEINE 100% BIO : Forme & Santé Naturelle

sady manao promotion izahay amin’izao
PROTEINE 100% BIO
Mampangeza sy nofosana,,mety ho an’ny sokajin’olona rehetra:zaza,ankizy,tanora,lehibe,ireo avy narary hamerina lanja,indridra ny mpanao fanatanjahatena
Roa erinandro dia mahita vokatra tsara,ary tsy misy fiatraikany(tsisy effet secondaire)noho izy 100%natoraly
Afaka manao livraison izahay,afaka mandefa any @faritra iany koa
Mp ra mahaliana anao
0341745941

« Protégez vos reins : Aretina sy Fisorohana »

Ny voa na ny “rein”dia taova iray tena manana anjara asa lehibe amin’ny vatantsika ,ankehitriny anefa betsaka ny olona marary voa , ary tonga hatrany amin’ny fahafatesana mihintsy arak’izay andao ho resahatsika sy ho sorohatsika izany aretina izany
inona no antony mahatonga azy:
ny fiakaran’ny tosidra, ny diabeta
ny fisotroana alikaola, ny fifohana zava_mahadomelina,ny fihinanana paraky sns….
vokatriny sakafo tsy voalanjalanja sy matavy
ny ahafatarana fa mety harary voa ianao
Calcul rénal, insuffisance rénal,…
Manindrona ny takiba; marary matetika ny valahana sy lamosina;
miloko mavo ny pipy sady mamofona sy mandroatra(manompy mena raha efa grave);
marary an-doha matetika; rera-dava; mangana na mivalo-mainty ny hoditra;
mivonto ny tampin-tongotra; sahirana rehefa mipipy; na mitohana mihitsy; mihamahia; manao impuissance sexuel ; sns..
ITY MISY VAHAOLANA HO ANAO
BOKY PDF FENO TOROHEVITRA FITSABOANA NATORALY
, ary ny FISOROHANA ny ARETINA rehetra.
TSY mandany VOLA be akory ianao dia SITRANA.
AKORA NATORALY
avokoa no ampesaina, Ny TRAITEMENT dia vita ao an-trano ihany.
Mandefasa Message avy hatrany hoe  »Pdf Fahasalamana » izay Liana
RAHA MISY IHANY KOA ARETINA HAFA TIANAO HANONTANIANA DIA AFAKA MAMALY ANAO IZAHAY

« 5 kg en 5 jours avec THE CANNELLE ! »

12 hours ago
Tianao hihena daolo ve vatanao rehetra ao anatin’ny 5andro
Ho anao izay te hihena 5 kg hatramin’ny 20kg Dia afaka misotro THE CANNELLE ato aminay izay mampihena 5 kg isakin’ny 5jours
Afaka Tongap avy hatrany izay Liana na mila
034 99 502 35

« Prendre du poids naturellement avec le Thé Fenouil »

20 hours ago
Andao hanangeza vatana
Iza daholo ilay tsy mety ngeza nefa mba ho misy misy nofo
Andao omenay ilay Thé fenouil nareo
Izahay mihitsy no mamboly Sy mikarakara azy
Azo antoka SADY tsy misy effet secondaire
5andro Dia efa mahazo vokatra
Mitongava mp izay Liana Na Mila
034 99 502 35

Calciumm Vitæ: Boost de Force et de Santé!

Tsara mihinana calciumm
Manome hery sy tanjaka tsara Izy io
Mety Aminy olona marefo
Mety ho an olona Marary lava
Vitæ ronon omby Izy io
Antsoy
0348118618
Raha Mila ianao

« Élevez vos propres poulets à la maison : idées géniales »

Super idée
a day ago
Idées géniales pour élever du poulet à la maison

« Musique et élevage : La solution pour des animaux plus sains ! »

7 hours ago
HEY, MBA AMPIHAINOY MOZIKA NY BIBY FIOMPINAO. ENY, RESAKA MATOTRA ITY
Fantatrao moa hoe ny korontana dia mety hampitotongana ny fanatodizan’ny akoho anaty fotoana fohy na ny famokarana ronono? Mety hanamora ny fidiran’ny aretina eo amin’ny fiompiana rehetra? Ary mety hanakana ny fitombon’ny biby fiompy ho tara? …
AMPIHAINOY MOZIKA IZY IZY DIA HO HITANAO FA HIAINA MILAMINA KOKOA NY BIBY FIOMPINAO KA HO TSARA NY VOKATRA
————————————————
1. Mozika milamindamina no fampiasa. Mampitony ny biby fiompy ny fihainoana azy ka misoroka ireo mety hitondra fikorontanana ho azy rehetra
2. Amin’ny toerana be korontana na misy biby hafindra toerana tsy mahazatra dia ny fampihainoanao azy mozika malefaka dia manampy azy ireo hanadino ny tebitebin-tsainy
3. Rehefa miaina milamina sy mankafy ny andro iainany ny biby dia voaporofo fa mampiakatra ny famokarana ronono izany, mampiakatra ny taham-panatodizana ary manafaingana ny fitombony
Noho ireo santionana tombontsoa amin’ny alalan’ny fampihainoana mozika ny biby fiompy ireo, manana anjara asa lehibe tsy voavidy vola ho an’ny famokarana ny fandefana mozika ao amin’ny toeram-piompiana, ny amin’ny fitombo ary ny famokarana mihitsy
Mirary soa ho an’ny fahombiazanao izahay:
_ Tranombarotra LIDA Anosibe
_Malagasy Mandroso/034 50 067 89
Aza hadino, ho anao mitady fiofanana tena feno sy hahafahana manangana fiompiana tena mahomby:
—————-
NY ALATSINAINY 23 – 24 – 25 – 26 SEPTAMBRA IZAO, FOTOANANTSIKA ETO ANTANANARIVO

[ « Dites adieu au ventre rond naturellement ! », « Réduisez votre ventre naturellement en 15 jours », « Détox et ventre plat : la recette miracle », « Des astuces naturelles pour un ventre plat », « Un ventre plat sans effort : C’est possible ! » ]

6 hours ago
FOMBA NATORALY FANESORANA TAVY AN-KIBO TENA MANDAITRA
Tsy mahasoa ny fananan-tsika ireny kibon-tavy ireny sady tsy mahalava velona rahateo. Rehefa be ny kibo dia mora sempotra ka mora miakatra ny tension.
ZAVATRA-ILAINA
Hasiny Tongolo Gasy 10.
Voasary Makirana 3.
Rano 2 Litatra.
FOMBA-FIKARAKARANA-AZY
Ampangotrahana anaty casserole na vilany madio tsara ny rano 2 litatra teo, ka rehefa hitanao fa tena mangotraka dia araraka ao ny hasiny tongolo efa voahofy 10 sy ny voasary makirana 3 efa voatetika ihany koa. Ka avela mandritry ny 15 minitra eo ho eo izay vao ahidina avy ambony afo, izay vao azo ampiasaina tompoko.
FOMBA-FAMPIASANA-AZY
Tsy maintsy sotroina iray vera lehibe isaky ny maraina mbola tsy nisakafo mihitsy. (Afanaina no tsara2 kokoa )
FAHARETANY-TRAITEMENT
Mandritry ny 15 andro misesy fotsiny dia lasa fisaka tanteraka ilay kibonao nisy tavy teo tompoko.
FANAMARIHANA
Marihina moa fa tsy maintsy sotroina izy mbola matimaty iny no tena tsara fa tsy avela hangatsiaka. Mazava ho azy fa rehefa lany dia manao vaovao hatrany mandrapahatapitry ny traitement tompoko. Ho fanampiny dia mila misotro rano tsotra 1,5 L isanandro.
ZARAZARAO MBA HO HITANY NAMANA HAFA IHANY KOA ITY TOROHEVITRA MAHASOA ITY TOMPOKO
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavan-tsoa sy mahaliana isanandro ianao
Kitiho ilay soratra mangakely ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci
Lydia Tsiafera Gasy