Catégorie dans agriculture biologique

Sary sy tondro faoniambenao ny heloka be indrindra

Chicken Farmer
11 hours ago
Moa ve mba fantatrao fa raha manana akohovavy 5 ianao dia afaka ny hamokatra akohokely 700 isa eo ho eo ao anatin’ny herintaona?
Aza tara ary fa hisy tsy ho ela ny poussin wyandotte (sary 1)
ka 60.000 ariary ny zanany 3-6 jours rehefa misy
25.000 ariary kosa ny atody azo akotrika
afaka manao kaomandy ihany koa amin’ny atody sussex (sary 2)
4.000ariary ny atodiny rehefa misy
Araho tsy tapaka ary ny Pejy mba ahafahanao misitraka ny vokatra misy ato aminay
ITY FARANY ITY INDRAY DIA TOMBONY MANOKANA HO ANAO MPANARAKA NY PEJY
(Hikarakara hetsika izahay ka hisy Surprise homena an’izay mpanaraka mavitrika voalohany ny pejy amin’ny herinandro, izany hoe izay be points indrindra no mahazo surprise)
asao ny namanao hanaraka ny pejy
Mirary soa tompoko dia samy hahavanona daholo

Abricot frais disponible chez Pepiniere Antsirabe Antsirabe

Pepiniere Antsirabe Antsirabe is with Pepiniere Antsirabe Antsirabe at Kianja BAREA Mahamasina, Madagascar.
22 hours ago
· Mahamasina
Abricot disponible

FANAFODY BARIKA NATORALY 100% bio: Traitement et prévention pour animaux.

8 hours ago
Mankasitraka hatrany antsika panjifa, hoantsika piompy mbola misy stock hatrany ilay FANAFODY BARIKA NATORALY 100% bio, natao hitsaboana (traitement) Ary hisorohana (prévention) ny BARIKA indrindra hoantsika tsy manao vaccin sy ny zanak’akoho amam-borona mety @ race rehetra izy toy ny : akoho gasy, poulet de chaire, pondeuse, piady, gana dokotra gisa voritsiloza,sns…,5000ar hatrany ny tavoangy 100ml, afaka miantso mivantana ny :0381084662 na midira mp raha Mila fanazavana bebe kokoa momba azy, toerana tana namontana arrêt bus colis expres afaka manao livraison ihany koa izahay Ary mandefa any@ faritra rehetra manerana ny nosy ihany koa.

Mividy Couveuse Carton: Kalon’ny Fitofian’ny Anamboarana

15 hours ago
Natao Ho Anao,
COUVEUSE CARTON,
Mividy Atody Fotsiny Ianao Dia Manakotrika, Tsy Mandany Vola Ny Fitaovana Anamboarana Azy, Mora Amboarina Ilay Izy.
Mandefasa message avy hatrany Fa Aza Manao Commentaires MP Intsony raha mahalina Anao fa ho Ampianariko Anao.
AFAKA ATAO AMINY ALALAN’NY:
——————————————————-
COURANT AN’I
Panneau Solaire
Batterie 12V
Courant Jirama
——————————————————-
Jiro Pétrole
——————————————————-
NB: TSY MAMALY COMMENTAIRE

Prunier paiso Malama volo: zanany vita greffe, livraison possible

Shopping & Retail
Send message
Zanankazo fihinamboa
a day ago
Prunier
paiso Malama volo ary Malama voany, ny paiso rakena
Azo hatao ny tsy hampibahan-toerana azy
Misy zanany vita greffe ato aminay
Azo antoka tsara
15 000ar maka 03 mahazo 40 000ar
Misy lehibe 40 000ar
Misy karazana prunier Hafa ihany koa
034 52 279 80/033 08 055 19
Tadidio fa Mila etezana ihany koa izao ny prune amin’izao volana izao
Toerana misy anay ambohimangidy ampitatafika
Afaka manao livraison

Ahatsiarovana ny anaranao amin’ny mampiavaka anao

a day ago
Samy manana ny mampiavaka azy daholo isika rehetra amin’ny alalan’ny anarana
Matoa io ny anaranao dia misy hevitra fonosiny izay ao anatiny indrindra fa isika Malagasy no alaina ohatra voalohany
Iza ny anarana fiantsoana anao ?
Mirehareha ve ianao amin’izany anaranao izany?…mifanaraka amin’ny anaranao ihany koa ve ny toetranao?
isika rehetra ihany dia afaka mamaly an’izany
Perso : Ny ahy izao Sedera, hazo Sarobidy izany ao anaty baiboly, hazo mafy be ihany koa.

Découvrez les avantages des produits naturels

Ireo zava-tsoa afaka ampiasaina ny vomanga :
1/Afaka manalefaka ny faritra may amin’ny vatanao ny vomanga toy ny ovy ihany
Raha misy may ny vatanao dia ataovy boribory ilay vomanga dia ampetraho eo amin’ilay faritra may
2/Raha manana volo marary ihany koa ianao, izany hoe tsy lava na tapatapaka dia andramo fa rehefa tenehina ny ravin’ireny vomanga ireny dia afaka andomanao ny volonao mialohan’ny hanasàna azy.
3/Farany dia manalefaka ny areti-nify ihany koa ny fanaovana bain de bouche amin’ny ravina vomanga ihany.