Golden Pro
Send message
Golden Pro
5d
Arrivage de rechaud à gaz professionnel et commercial
RECHAUD À GAZ PRO ET COMMERCIAL
POUR LES RESTAURANT, CHEF DE CUISINE, GASTRO , EXTRA PIZZA,ETC…
DISPONIBLE TOUS SUITE
_ 2 feux réglables ( feux bleu ou feux jaune
)
_ 4 feux réglables ( feux bleu ou feux jaune
)
_ 4 feux à pression
( feux bleu ou feux jaune
)
_ 6 feux à pression
( feux bleu ou feux jaune
)
_ MATÉRIEL EN INOX PROFESSIONNEL
_ TRES ROBUSTE ET EPAIS
CONTACTE : 032 78 951 66
LIVRAISON GRATUITE TANA
Maîtrisez les Techniques de Culture Légumière
9h
FEHEZO IREO TEKNIKA MAHOMBY INDRINDRA MOMBA NY FAMBOLENA LEGIOMA
Fifaliana ho anay indray no manolotra ity #fiofanana matihanina ity ho anao ary #maimaimpoana ny fiofanana, atolotray mba hahafahanao mampiakatra ny famokarana mahazatra
Araka ny fandaharam-potoantsika hatramin’izay dia ny lohahevitra mandeha toy izao dia amin’ny erintaona indray vao miverina ka hasainay ianao tsy ho tara ny amin’ity
NY ALATSINAINY 28 OKTOBRA 2024
——————————————————
– Toerana: Tranombarotra LIDA Anosibe
– Fidirana: Amin’ny 08:30 maraina
– Filankevitra: 034 50 067 89
Mahaliana anao ve? Hasainay ianao Hanaraka/Suivre ny Pejy fa hisy fiofanana havoaka mivantana eto amin’ny Pejy tsy ho ela, ka sao ho tara ianao raha mila fahombiazana ihany
MPIARAMIASA:
– Tranombarotra Lida
– Malagasy Mandroso
Ecouteur AKG TYPE C Super Bass – Livraison Gratuite
Ecouteur AKG TYPE C
Super bass
ecouteur intra
afaka andraisana appel
Afaka manao livraison , afaka mandefa am faritra misy anao
034 33 699 62
FREE
· ANTANANARIVO
Manontania avy hatrany
Message
« Travail en ligne gratuit : Développement personnel »
Tsy QC stars
Tsy spin na keno
Tsy trading
Tsisy tombotsoako hanafina an’ le ketrika satria tsy ana leizy fa tena asa manerantany mihitsy ka afaka atoroko zay vonona tsara hiavotra amin’ ny fiainana
tsy mitaky sarany aminao Aho na ariary ary izany hoe gratuit tanteraka fampianarana
Vata vaovao ho an’izay mitady, livraison gratuite !
12 hours ago
Mbola misy ireto vata ireto hoan izay mbola mitady!
Refiny:60*30*33
70*40*30
Vidiny: 23000ar
Manao livraison
Mandefa any @ faritra
« Maîtrisez l’art de la Paty Gasy : Livre PDF Gratuit »
Hanao fizarana BOKY PDF fanamboarana PATY GASY amin’ny teny gasy aho
Izay ahitanao ny:
Fomba fampiasana ny machine a pâte
Ireo dingana fanamboarana pâte gasy
Ny karazanaa paty gasy sy ny lokona paty
Fomba fitehirizana paty ao antrano
Fomba ahazahoana paty mavesa-danja sy mitombo
Fomba fanamboarana VAN TAN sy PATE LASAGNE
Tsy amidy fa izay FOY
Alefaso Mp ny hoe « PATY GASY » raha liana ianao. Tonga de MP fa tsy commentaire
« Devenez un expert en agriculture : formation gratuite »
a day ago
Ho toloranay fiofanana miavaka indray ianao ary maimaimpoana, raha olona vonona ny handroso
VONONA HIARAKA AMINAY VE IANAO?
————————————————-
Na tany kely aza hanananao kanefa mahafehy ny teknika ho zarainay dia hamokatra ianao manombok’izao
Ho anao te hisehatra tabteraka amin’ny fambolena, fiofanana no tsara indrindra tompoko hampiakaranao ny famokarana
AHOANA NO HISITRAHANAO ITY?
1. Hasainay ianao hizara ity publication ity mba ho hitan’ireo namana mila fahombiazana
2. Ary araho ny Pejy, hisitrahanao ireo fifampizarana maro. Eny, mahasoa anao
Aorian’izay, dia MISORATA ANARANA malaky ao amin’ny mp hanomananay manokana ny toeranao
NY ALATSINAINY 16 SEPTAMBRA
Toerana:Tranombarotra LIDA Anosibe
Amin’ny 08:30 maraina
034 50 067 89/ 038 50 067 89
ANDEHA ÀRY TOMPOKO, AMIN’NY ERINTAONA INDRAY VAO HANOLOTRA TOY ITY IZAHAY
MPIKARAKARA:
_ Tranombarotra LIDA Anosibe
_ Malagasy Mandroso
Offre Spéciale: Produit 90g à 1500 Ar, Livraison Gratuite à Ambohipo!
90g 1500ar
450g 10.000ar
Livraison gratuite ambohipo
0323109050 / 0381982313
+3
Anniversaire ? Pizza Mi-Kaly Food offerte !
Mi-Kaly food
24 minutes ago
anniversaire an’iza rapitso oh
anateranay pizza manko izay tompona anniversaire rahampitso, dia tsy manina fa tena ataon-tsika livraison gratuite fa ny vidiny 15 000ar na 18 000ar hatramin’ny 20 000ar no omena
afaka anaterana koa ianao na tsy anniversaire anao ary kambony rahampitso fa alefao ny commande
Promotion be fa sao taraiky a
« Formation Gratuite : Recyclage Produits Agricoles et d’Elevage »
3 days ago
FORMATION MAIMAIMPOANA
Eny tompoko, MAMAIM-POANA tanteraka ity fiofanana ity.
Mahakasika ny fanaovana recyclage moa ity formation ity : fanodidinana ireo vokatra avy amin’ny fiompiana sy ny fambolena.
ZAVATRA VAOVAO sy TSY DIA BE MPANAO firy no ho zarainay amin’io fotoana io, natao indrindra ho antsika mpiompy sy mpamboly.
Alarobia 07 Août ho avy izao ny fotoana. , manomboka amin’ny 08h 30.
Eny amin’ny
Centre Commercial LIDA Anosibe kosa no hanatanterahana azy.
OLONA 100 ihany no afaka manatrika
ka manasa anao handefa MP dieny izao na hiantso ny 034 50 067 89 raha te hanaraka ny fiofanana.
#MalagasyMandroso #Formation #Gratuite