Catégorie dans techniques de culture

« Devenez un expert en agriculture : formation gratuite »

a day ago
Ho toloranay fiofanana miavaka indray ianao ary maimaimpoana, raha olona vonona ny handroso
VONONA HIARAKA AMINAY VE IANAO?
————————————————-
Na tany kely aza hanananao kanefa mahafehy ny teknika ho zarainay dia hamokatra ianao manombok’izao
Ho anao te hisehatra tabteraka amin’ny fambolena, fiofanana no tsara indrindra tompoko hampiakaranao ny famokarana
AHOANA NO HISITRAHANAO ITY?
1. Hasainay ianao hizara ity publication ity mba ho hitan’ireo namana mila fahombiazana
2. Ary araho ny Pejy, hisitrahanao ireo fifampizarana maro. Eny, mahasoa anao
Aorian’izay, dia MISORATA ANARANA malaky ao amin’ny mp hanomananay manokana ny toeranao
NY ALATSINAINY 16 SEPTAMBRA
Toerana:Tranombarotra LIDA Anosibe
Amin’ny 08:30 maraina
034 50 067 89/ 038 50 067 89
ANDEHA ÀRY TOMPOKO, AMIN’NY ERINTAONA INDRAY VAO HANOLOTRA TOY ITY IZAHAY
MPIKARAKARA:
_ Tranombarotra LIDA Anosibe
_ Malagasy Mandroso