Catégorie dans Agriculture

Des formules complètes pour l’élevage d’animaux avec bonus.

Ferme Nomena
9 hours ago
HO ANAO MBA TEHAHAY FORMULE FANAMBOARANA PROVANDE
Formule Provande Kisoa
Formule Provande Akoho Gasy Nohatsaraina
Formule Provande Akoho Fankana Nofo
Formule Provande Akoho Manatody Lava
BONUS : FIOMPIANA OLITRA
(Fichier PDF + CAPTURATION

Offre spéciale: Formation pratique en charcuteriegetSession du samedi 15 juin à Itaosy

4 hours ago
Tsara lahady eeee !!
Eny ary fa misy atodiny alefa 4 ato androany hatr@12 atoandro no azo récupéré_na. Récupérer_na ihany aloha fa tena lasa vacance daholo ny ankizy.
Midira mp maka ny andinindininy.
Izay tonga aloha hatrany moa no voakarakara mialoha.
#BellPlumeFarm
#ŒufFécondé
#Juilllet2024

Sary sy tondro faoniambenao ny heloka be indrindra

Chicken Farmer
11 hours ago
Moa ve mba fantatrao fa raha manana akohovavy 5 ianao dia afaka ny hamokatra akohokely 700 isa eo ho eo ao anatin’ny herintaona?
Aza tara ary fa hisy tsy ho ela ny poussin wyandotte (sary 1)
ka 60.000 ariary ny zanany 3-6 jours rehefa misy
25.000 ariary kosa ny atody azo akotrika
afaka manao kaomandy ihany koa amin’ny atody sussex (sary 2)
4.000ariary ny atodiny rehefa misy
Araho tsy tapaka ary ny Pejy mba ahafahanao misitraka ny vokatra misy ato aminay
ITY FARANY ITY INDRAY DIA TOMBONY MANOKANA HO ANAO MPANARAKA NY PEJY
(Hikarakara hetsika izahay ka hisy Surprise homena an’izay mpanaraka mavitrika voalohany ny pejy amin’ny herinandro, izany hoe izay be points indrindra no mahazo surprise)
asao ny namanao hanaraka ny pejy
Mirary soa tompoko dia samy hahavanona daholo

Abricot frais disponible chez Pepiniere Antsirabe Antsirabe

Pepiniere Antsirabe Antsirabe is with Pepiniere Antsirabe Antsirabe at Kianja BAREA Mahamasina, Madagascar.
22 hours ago
· Mahamasina
Abricot disponible

Mividy Couveuse Carton: Kalon’ny Fitofian’ny Anamboarana

15 hours ago
Natao Ho Anao,
COUVEUSE CARTON,
Mividy Atody Fotsiny Ianao Dia Manakotrika, Tsy Mandany Vola Ny Fitaovana Anamboarana Azy, Mora Amboarina Ilay Izy.
Mandefasa message avy hatrany Fa Aza Manao Commentaires MP Intsony raha mahalina Anao fa ho Ampianariko Anao.
AFAKA ATAO AMINY ALALAN’NY:
——————————————————-
COURANT AN’I
Panneau Solaire
Batterie 12V
Courant Jirama
——————————————————-
Jiro Pétrole
——————————————————-
NB: TSY MAMALY COMMENTAIRE

Prunier paiso Malama volo: zanany vita greffe, livraison possible

Shopping & Retail
Send message
Zanankazo fihinamboa
a day ago
Prunier
paiso Malama volo ary Malama voany, ny paiso rakena
Azo hatao ny tsy hampibahan-toerana azy
Misy zanany vita greffe ato aminay
Azo antoka tsara
15 000ar maka 03 mahazo 40 000ar
Misy lehibe 40 000ar
Misy karazana prunier Hafa ihany koa
034 52 279 80/033 08 055 19
Tadidio fa Mila etezana ihany koa izao ny prune amin’izao volana izao
Toerana misy anay ambohimangidy ampitatafika
Afaka manao livraison