Catégorie dans horticulture

Fitiavana mamboly : Des plants de qualité à prix abordables

Fitiavana mamboly
6h
Miarahaba tompoko, anontanio izay zanany mety aminao.
Arakaraka n’y karazany n’y prix.
034.69.732.85
Manao livraison s’y Mandefa faritra,

« Embellissez votre jardin : Zanakazo fihinam-boa à prix promo »

33m
Asiantsika prix promotion ho an’ireo olona vonona hanaingo ny zaridainy amin’ny zanakazo fihinam-boa
Ataotsika 14 000 Ar ny zanakazo greffe kely :
Ilay ivaiva sy vetivety kely dia misy voany
Voasary greffe: orange, citron meyer, mandarines
Paiso greffes : brizital, fon’omby, nectarines, methley
Kaky greffes
Pommes greffe
Letchis marcottage
Ny voaloboka kosa : muscat blanc
Voaloboka manga, ary ny voaloboka muscade
10 000 Ar /pied
See Translation

« Pepiniere maintso mavana: Plantes & Arbres »

Pepiniere maintso mavana
3 hours ago
Maro karazana hatrany ireo zanaka voankazo ato aminay ô,0345369233

« Rose: Plus que des fleurs, des trésors! »

8 hours ago
Andao ndray mba hifampizara sary sy zavatra fantantsika momban’ny rose e. Ankoatran’ny maha voninkazo decorative azy, dia inona koa no azo ampiasana azy fantatrareo? Marihana fa tena maro karazany be dia be ny rose. Inona no anarany any faritra na toerana? Mazotoa daholo