Catégorie dans informations utiles

« Apprenez l’allemand A1 & A2 à prix abordable ! »

10 hours ago
Cours d’allemand miaraka amin’ny Honey Group
Maro isika no nanontany koa Tonga Ary ity ny fotoana.
Cours d’allemand niveau A1 sy A2 amin’ny sarany mirary hatrany
Koa aza Tara Ary fa voafetra ny Toerana
Raha Mila fanazavana fanampiny Dia mandefasa mp amin’ny pejy na antsoy ny :
033 11 760 56
038 51 290 80
« früh steh auf, wer ein Meister werden will ».
#Honeygroup
#coursallemand

Merciiii

Formation Cuisine Pratique: Maîtrisez les Secrets des Chefs

Send message
Superiority Center Mada
20 hours ago
FORMATION CUISINE PRATIQUE, PRESENTIELLE
Iza daholo no te ahafantatra ny fikafika sy tsiambaratelo momban’ny sakafo rehetra toy ny any amin’ny Restaurant Chinois, Français, Italien?
Te ahafantatra ireo ingrédients sy produits ilaina ve ianao mba ahatafavoaka ny tsiro tena izy.
Inona marina ny tena secret izy io ?
Hanangana Restaurant, Snack, Gargotte ve ianao? Sa efa manana ianao?
Efa mahay ve ianao sa mbola vao hianatra ?
Hikarakara sakafo ho an’olona amanjato mandritra ny lanonana sy fety ve ianao?
METY AMINAO ITY FORMATION SUPERIORITY CENTER ITY
Misy tsiambaratelo mahatonga ny sakafo tsara be, matsiro, mafilotra, mampilendalenda, manitra ary mahasalama.
Tahaka izao ny fomba fampianarana ato:
1. Omenay bases sy formules ary paikady aloha ianao
2. Ampiharinao miaraka amin’ny ingrédients ny fanazavana ao anatin’ny cahier-nao.
Ianao mihintsy no manao azy.
3. Farany, misakafo. Sady maka tsirony ilay sakafo namboarinareo.
Misy fizarana ATTESTATION aoriana ny formation
Misoratra anarana mialoha, ary atao mazava tsara ny anaranao sy numero de telephone atao amin’ny Attestation
Amin’ny andro formation vao mandoa vola sarampiofanana.
Misy modules isankarazany sy Calendrier maromaro ireto.
Afaka misafidy izay mety aminao.
Mardi 17 Septembre 2024, à 09h
PLAT SY TSAKITSAKY FRUIT DE MER
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. CAMARON
2. POULPE ( Horita)
3. CRABES
4. CREVETTES
5. POISSON
6. FILET DE POISSON
7. LANGOUSTE
8. CALMAR
9. CHAIR DE POISSON
10. RIZ MALAGASY
Mercredi 18 Septembre 2024, à 09h
SPECIAL FAST FOOD
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PIZZA ITALIENNE
2. HUMBERGER
3. PANINI
4. PAO
5. TORTILLAS
6. TACOS MEXIQUE, FRANÇAIS
7. SAUCE FROMAGÈRE
8. SAUCE TOMATE
9. SAUCE PESTO
10. SAUCE COCKTAIL
Jeudi 19 Septembre 2024, à 09h
ATELIER SPÉCIAL PLAT LAQUÉ
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PORC LAQUÉ
2. CANARD LAQUÉ
3. POISSON LAQUÉ
4. VIANDE ROTI LAQUÉ
5. POULET LAQUÉ
6. BEIGNET DE CREVETTES
7. BROCHETTES DE POULET GRILLÉ À LA SAUCE CURRY
8. RIZ CANTONAIS
Vendredi 20 Septembre 2024, à 09h
PÂTE FEUILLETÉE ET LEVÉE
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PAIN AU LAIT
2. PAIN AUX RAISINS
3. PAIN AU CHOCOLAT
4. PETIT PÂTÉ
5. FEUILLETÉS AU FROMAGE
6. BOUCHÉE À LA REINE
7. RISSOLE À LA VIANDE
8. CROQUE MONSIEUR FEUILLETÉE
9. CROISSANT
10. MILLE FEUILLE
Samedi 21 Septembre 2024
SERVICE TRAITEUR: Entree chaude, Entree froide, Plat de resistance, Dessert
Frais de formation 35.000 Ariary
1.TERRINE AUX CROQUETTES DE ,EGUMES
2. SALADE JARDINIER
3. CROSMEQUIT AUX SAUCES FROMAGES
4. CHAUSSONS FARCIS A LA BECHAMELLE
5. CANARD A LA NICE
6. PLAT MALAGASY
7. ANANAS CARAMELISES
8. CUP JEANNE D’ARC
9. RIZ CANTONAIS
Raha liana ianao misorata anarana ato, na mandefa anarana feno tsy diso amin’ny 038 77 166 90 na miantso mivantana amin’ny 038 77 166 90
Toerana: Arret bus Lalamby, Tetezana, Jovena double Amoronakona
Rond point Ambohimanambola

9 hours ago
Aiza daholo ny commande fa miandry ny Biscuits ooo
Biscuits mélange parfum : Choco
coco
vanille lait
citron
cannelle (50 pièces) 15.000 ar
Frais de livraison 3.000 ar Centre ville/ 4.000 ar / 5.000 ar périphérique

« Devenez un expert en élevage: Formations pratiques et efficaces »

Mitovy @manaraka fiofanana ianareo rehefa mamaky ànio
Akoho gasy nohatsaraina
Akoho manatody lava
Akoho fakana nofony n’a poulet de chair
Gana s’y gisa nohatsaraina
Gana fakana aty (foie gras)
Fiompiana trondro nohatsaraina
Fiompiana kisoa (mampatavy haingana )
Fiompiana Tantely
Fiompiana bitro
Fiompiana ondry sy osy
Fiompiana omby vavy be ronono
Amin’ny teny malagasy daholo ireo an!
Fiompiana inona no mba mahaliana anao amreo??
Valio àvy hatrany anaty hafatra miafina na Mp ary
SARANY : IZAY FOY
Tonga de MP fa tsy ao @ commentaire

Découvrez l’opportunité qui vous convient

TSY MILA PILE BE DIA BE
TSY MILA MANDANY VOLA BE
TSY MILA MIASA SAINA BE
FA MISY VAHOLANA HO ANAO ITY
TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY SY VOANKAZO NATORALY IANY NO AMPIASAINA SY ATORO ANAO

MANDEFASA FOTSINY MESSAGE WE PDF FAHASALAMANA
MORA HITA NY AKORA AMPIASAINA
AZA TARA SATRIA ALEO MISOROKA TOIZAY MITSABO