September 4 at 8:51 AM
Misy foana ny
zezika PONDEUSE Maina
ho an’izay mitady
033 80 523 57
Na mandefa mp
Nutriplant Organic Plus : Le secret d’une récolte abondante
Herinamby Irielah
August 30 at 7:03 AM
Ny rano ,ny tany ,ny masomboly,ireo no anisany fototra telo iakinan ny fambolena
Fa ny zezika no miantoka ny fahombiazan ny voly na kalitao na ny quatitè
Tsy voatery ny zezika rehetra ampiasainao anefa dia hiety @voly sy toe tany fa mila mamatatra ny zezika tsara kalitao mamaly ny filan voly @fotoana rehetra ianao,mb tsy hitenenana fa tsy mahomby ny zezika iray
Te ahomby @fambolena izay ataonao ve ianao ,te ahita vokatra ara pahasalamana sy bio natoraly
Indro atolotray anao @zao vanimpotoana ny fikarakarana ny voly vary sy ireo fambolena maro samy hafa ny zezika tena tsara kalitao tsy mena mitahy @hafa
Zezika bio ranony Nutriplant organic plus fertilizer ,zezika voatily iraisampirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilain voly
Tsy manimba tany fa mambalonaka ny tany ny fampiasana azy matetika
Ireto ny tombotsoa azo @fampiasana azy
Manatsara ny kalitao ny vokatra
Manatsara ny quatitè vokatra raha arahinao tsara ny fomba fampiasana azy ka tsara ny masombolinao sy fikarakaranao ny voly de azo antoka ho avo roa heny mihoatra ny mazatra ny vokatra
Mety @vanim potoana rehetra ,mety @toetany rehetra
Manamora ny fitomboan voly : fakany raviny tahony felany ary voany
Manamafy ny fambolena hiatrika ny hatsika ,hafanana ,sy ireo bibikely mpanimba ny voly
Mety @karazana fambolena rehetra : vary an tanety ,vary an drano ,voly mamody ambany tany voly mamoa ambon tany ,voly avotra ,legume ,voakazo,vonikazo pepiniere
Kely no ampiasaina d mavita betsaka 1litre mavita 1hectara minimum 3hectara maximum efa omenay fiche teknika momba fampiasana azy enao rehefa mividy
Ireo ny fanazavana sy tombotsoa azo @fampiasana ny rano jezika nutriplant organic ,tsara toga dia miatso avy hatrany ny laharam pifadraisana etsy ambany izay tena vonona na madefa hafatra miafina
Eto tananarivo no misy anay ,afaka manao livraison ,afaka madefa @faritra azo antoka tsara zahay
CONT : 0344387347
« Réussir vos récoltes avec Nutriplant: l’engrais bio qui fait la différence »
Tontolo Maitso Mavana
June 16
Ry namako inona no Antony tsy ahitanao vokatra rehefa mamboly ,vonona hiala @tsy fahombiazava vé ianao ?
Mba tianao vé raha mavokatra be foana ianao rehefa mamboly ?
Mba tianao vé raha mahavita tena ara tsakafo ianao @alalan fambolena izay ataonao ihany ?
Mba tianao vé raha isanandro ianao dia ihinana sakafo ara pahasalamana sady bio natoraly
Mahasoa anao ity publication ity fa manasa anao hamaky izany h@farany
Ampiasao ny rano jezika bio Nutriplant organic plus fertilizer ,aza variana @simika fa mahatra po ireny fa tsy mahatody taona
Zezika voatily iraisampirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilan voly ,tsy manimba tany fa mamalonaka ny tany ny fampiasana azy matetika,no sady mamerina ny tany ho lasa natiora indray
Maro ny tombotsoa azo @fampiasana azy : manatsara ny kalitao ny vokatra sy quantité vokatra
Miaro sy manamafy ny voly @hatsika hafanana ary ireo bibikely mpanimba ny voly
Manamora fitomboan voly : fakany raviny tahony ary ary voany
Mety @karazana voly rehetra ,mety @vanimpotoana rehetra ,kely no ampiasaina dia mavita betsaka ,1litre mavita 3hectara moyen ,efa omenay fiche teknika momba fampiasana azy enao rhf mividy azy
Madefa @faritra zahay manao livraison ihany koa
Afaka miatso ny laharana etsy ambany raha mahaliana anao ilay rano jezika
CONTACTE : 0332505134