Catégorie dans Zava-maniry

Découvrez les secrets des Quatre Épingles de Senna Alata

Ndao mba hifampizara e, inona no fantatrareo momba ity zava-maniry ity. « Quatre epingles » no ahalalan’ny maro azy ary « Senna alata » na « Cassia alata » no anaran’ny scientifique. Somary mamofona zay izy ity nefa mamelana mavo mahafinaritra. Lazao ary, ohatra hoe inona ny anaran’ny any @ faritra misy anao? Fomba fampiasa azy sy zay fantatrao rehetra. Mazotoa daholo