Catégorie dans folklore malgache

6 hours ago
NY LOKON’NY SAKA SY NY DIKANY
NY SAKA MAINTY: Mitondra filaminana ao antrano ny saka mainty. Mitarika fahendrena ao antrano ihany koa izy ary manampy anao hanana safidy tsara.
NY SAKA FOTSY: Manala Stress ny saka fotsy. Manasitrana ny aretina ihany koa izy ary misoroka izany. Izany hoe ra misy marary dia atao misafosafoilay saka fotsy izy dia ho sitrana aveo. Manampy ny tompony hameno ny energie ihany koa izy.
NY SAKA MANANA LOKO TELO MITAMBATRA: Mitondra hery goavana ka mapatanjaka ny iray trano izy.Misarika ny fifaliana ko izy ka ho falifaly foana ny tokantrano. Miaro amin’ny loza tady ho avy ihany ko izy ireny.
NY SAKA ROA LOKO: Ilaina izy surtout ho an’ny olona somary votsavotsa saina na verivery tadidy satria mitondra fitadidiana sy maparantsaina ny fisiany ao antrano.Misarika fahendrena sy fahalalana ihany koa izy.
SAKA VOLONDAVENONA (gris) : Miaro amin’ny areti-po izy satria mitondra fitoniana amin’ny fihetsempoa. Rehefa faly be loatra na malaelo be loatra dia mila misafosafo azy.Mitondra filaminana , fifaliana, fitiavana ary fanambinana ho an’ny tompony izy.
NY SAKA VOLONTANY NA NY LOKOMBOLAMENA: Misarika ny harena sady mifandray amin’ny Energie YANG
Manampy antsika ireny biby ireny ka fadiana ny mamono na mandroaka azy satria misy ny mifandray amin’ny volana, masoandro, ary ny Yin Yang.
Partageo mba ho hitan’ny hafa.
De aza adigno miabonné ity page Vaovao ity
Denise fans