« Protégez vos reins : Aretina sy Fisorohana »

Ny voa na ny “rein”dia taova iray tena manana anjara asa lehibe amin’ny vatantsika ,ankehitriny anefa betsaka ny olona marary voa , ary tonga hatrany amin’ny fahafatesana mihintsy arak’izay andao ho resahatsika sy ho sorohatsika izany aretina izany
inona no antony mahatonga azy:
ny fiakaran’ny tosidra, ny diabeta
ny fisotroana alikaola, ny fifohana zava_mahadomelina,ny fihinanana paraky sns….
vokatriny sakafo tsy voalanjalanja sy matavy
ny ahafatarana fa mety harary voa ianao
Calcul rénal, insuffisance rénal,…
Manindrona ny takiba; marary matetika ny valahana sy lamosina;
miloko mavo ny pipy sady mamofona sy mandroatra(manompy mena raha efa grave);
marary an-doha matetika; rera-dava; mangana na mivalo-mainty ny hoditra;
mivonto ny tampin-tongotra; sahirana rehefa mipipy; na mitohana mihitsy; mihamahia; manao impuissance sexuel ; sns..
ITY MISY VAHAOLANA HO ANAO
BOKY PDF FENO TOROHEVITRA FITSABOANA NATORALY
, ary ny FISOROHANA ny ARETINA rehetra.
TSY mandany VOLA be akory ianao dia SITRANA.
AKORA NATORALY
avokoa no ampesaina, Ny TRAITEMENT dia vita ao an-trano ihany.
Mandefasa Message avy hatrany hoe  »Pdf Fahasalamana » izay Liana
RAHA MISY IHANY KOA ARETINA HAFA TIANAO HANONTANIANA DIA AFAKA MAMALY ANAO IZAHAY

Découvrez les bienfaits du traitement naturel pour rein

23 hours ago
Lydia Tsiafera Gasy
a day ago
Ireto ary le nisy nangataka de haveriko e
FANAFODY NATORALY FITSABOANA NY ARETINA VOA NA REIN TENA MAHOMBY
NY ANTONY MAHATONGA NY ARETINA VOA
1) Noho ny fanaovana firaisana ara-nofo tafahoatra raha(lehilahy).
2) Noho ny fihinanana sakafo be sira tafahoatra.
3)Noho ny fisotroana kafe tafahoatra.
4) Noho ny fihinanana hena tafahoatra.
5) Noho ny fitazomana pipi matetika ihany koa.
NY FITSABOANA NY ARETINA VOA NA REIN
#ZAVATRA_ILAINA :
Fakam-pary(Racine de canne à sucre)
#FOMBA_FIKARAKARANA_AZY :
Tanehana amin’ny rano 1 litatra sy tapany ny fakam-pary indray tanana dia atao rano fisotro ny maraina sy ny atoandro ary ny hariva. Alohan’ny sakafo avokoa.
#FAHARETANY_TRAITEMENT :
Mandritra ny 3 andro misesy ihany.
Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGEZ AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao merci
Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavan-tsoa sy mahaliana isanandro ianao
Kitiho ilay soratra mangakely ery ambony indrindra
Lydia Tsiafera Gasy