Catégorie dans Santé/Beauté

Pourquoi les Chinois mêlent-ils miel et citron pour la vue floue?

Mon carnet de santé DR added a new video from June 20 at 2:48 PM.
June 20 at 2:48 PM
Pourquoi les Chinois avertissent-ils les personnes ayant une vision floue de mélanger du miel avec du citron ?
Crédit : Poivre créatif

Découvrez les Mystères du Cholestérole et de la Santé

Medical & health
Send message
Vatana Salama
8 hours ago
#CHOLESTEROLE
Ny #CHOLESTEROLE dia menaka izay vokarin’ny ATY
NY ASANY
Manampy amin’ny famoronana ny cellules membranes sy hormones sasany ary ny vitamine D .
MISY KARAZANY FIRY ARY NY CHOLESTEROLE???
Misy karazny 2 ny cholesterole izay vokarin aty
#LDL
#HDL
……………………..zany hoe :……………………
#LDL ( Low density lipoproteins) na cholesterole ratsy izay tsy ilain’ny vatana.
#HDL (High density lipoproteins) io cholesterol ilain’ny vatana.
Raha betsaka loatra io cholesterole ratsy , tsy ilain’ny vatana io #LDL dia manentsina ny lalan-drà izy io indrindra ny lalan-drà any amin’ny #FO
Tsara ny manambara sy manamafy eto fa hoe ny olona mihoatran #20_taona dia tokony hijery na manao analyse io cholesterole io satria izy io dia mamono mangina raha tsy efa grave vo hita
Efa manana tosi-dra ambony na misy olana am’ny #FO na hoe tapaka lalan-drà any amin’ny #Atidoha vao hita hoe manana tahan’ny #cholesterole_Ambony ilay olona.
INONA ARY NY FOMBA HAMANTARANA FA MIAKATRA NY TAHAN’NY CHOLESTROLE IZAY TSY ILAIN’NY VATANA NA LDL???
Miakatra ny tosi-drà
Marary amin’ny tratra ohatran misy manindrona izay
Kendakenda
Maloiloy
Mahatsiaro Reraka izay
Sempotsempotra ihany koa
Volivoly amin’ny tongotra na an’ny amin’ny tanana
INONA NO ANTONY MAHATONGA NY TAHAN’NY CHOLESTEROLE LDL MIAKATRA???
Efa nanaranaka ( hereditaire)
Diabete
Hypothiroidie
Tsy fanaovana sport na tsy fampiasana vatana
Fifohana sigara
Fihinanana paraky
Aretin voa (Rein)
Rehefa tsy voatsabo ny cholesterole ambony dia mitarika
Fahafatesana
Aretina #AVC ( fahatapahan lalan-drà any amin’ny Atidoha)
Tosi- drà Ambony ary tsy mety stable
Fahapotehin’ny voa.
Afaka mandefa mp na miantso avy hatrany raha LIANA IANAO fa manana fanafody tena Natoraly isika tompoko
Bio pharma Antananarivo : Androndra ampamatanana
Tél : 038 51 697 30

Vahaolana Fitohizana ho an’ny Volonao Miary Beaute

Aza misahirana intsony fa efa ity ilay vahaolana ho an’ny volonao
Efficace 100%✓
Miary beaute
Beauty, cosmetic & personal care
Send message
Active
Miary beaute
March 21
 
·
Ho anao mitady vahaolana haingana ho an ny volo miongotra ,vakivaky ,tapatapaka ,tsy mety lava ,mihasola
Mandefasa mp amiko fa omenay menaka efficace be
sady haingampiasa ianao
Herinandro ihany de efa ahitana vokatra
Azo antoka tsara ,naturelle
0330401273
12000ar

Développez vos cheveux avec Luxéol pour une croissance rapide

Salama Médicale
Health/beauty
Send message
Salama Médicale added a new photo to the album: Cosmétiques.
about an hour ago
 
·
LUXEOL POUSSE CROISSANCE ET FORTIFICATIONS Gélules 3mois
Ity ny produit coup de coeur antsika
Raha mbola LUXEOL koa dia hafa ihany ity iray ity
Ao anatiny daholo :
-Mampalava volo
-Mampatevina volo
-Mahasalama ny volo ( tsy tapatapaka , tsy miongotra , sns…)
Mihinana gélule 1 isan’andro fotsiny dia mahazo ireo vokatra rehetra ireo
Authentique hatrany , fabriqué en France
Mp ou 0344295435
Livraison partout à Madagascar (mandefa any amin’ny faritra )

Huile végétale efficace pour hommes et femmes

Tena éfficace
Tsisy effet sécondaire
Afaka ampiasain’ny olona rehetra na ankizy
Afaka manao livraison tana
Afaka mandefa any @faritra
Mp izay liana
Sahala natoraly
Beauty, Cosmetic & Personal Care
Send message
Active
Sahala natoraly
June 19 at 6:02 PM
 
·
Arrivage vaovao be
Promotion 15000ar
Aingam-piasa be
Mampaniry volo, mampitsahatra ny volo mihintsana ,tsy mampiongotra volo
Tsy misy effet secondaire
Huile vegetal pour homme et femme
Fampiasana azy hosorana eny fotombolo atao massage 2min ,atao amin ariva
Livraison partout a Madagascar
Passer vos commandes en MP ou
034.39.588.66

Huile Bio Produit: La Solution Naturelle Pour Vos Cheveux

Huille Bio Produit
Health/beauty
Send message
Active
Huille Bio Produit
June 21 at 6:10 PM
 
·
Volo tapatapaka, volo miongotra, volo Simba ny fer , volo misy angadrano ,…Ary volo sola tsy mety maniry
Aza tsaboiny tsara ireny, tsy mapiasa produit chimique fa natoraly no apesaina
Aza misalasala mapiasa
huile bio
. N’y huile bio de vokatra natoraly 100%, natao hitsabo s’y mapaniry ary manalava s’y mapatevina volo haingana, tsy mifidy karazambolo fa mety aminy karazambolo rehetra
Tsy mifidy ihany ko na lahy na vavy fa mety ho any Volo sola s’y mihitsana, mapaniry volo sola ao anaty fotoana fohy
Midira mp rah lina enao na ko miatso mivatana
: 0381973574
Prix: 12000 ar
14000 ar
18000 ar
30000 ar
Ary misy n’y shampoing Zay natao hifanaraka aminy
10000 ar
Manao livraison zay de mandefa province ihany ko

Nouveau Projet Investit pour l’Avenir

a day ago
Rano sy taretra singany iray(1) monja dia hanavotra ny fambolenao amin’ny aretina samihafa
Na vary na katsaka na voninkazo na legioma sns dia mety misy maro ny mpamboly no sahirana noho ny aretina manimba ny famokarana…
Ataovy veloma eto kosa izany, raha mampiasa ity adigasy omeko ity ianao
—————————————
1. Makà rano sahabo ho 5 litatra eo ho eo ary hampangotraho hangotraka
2. Alaivo ny taretra singany iray mbola maitso lehibe ka tetiteteho madinika
3. Rehefa mangotraka ny rano dia arotsaho ao ny taretra voatetika ka avelao hilona mandritra ny 30minitra
4. Farany, rehefa vita izay dia tatavano amin’izay ka andraso hangatsiaka, dia azonao hanondrahana ny voly avy hatrany
FOMBA FAMPIASA AZY
– Ny maraindraina na ny harivariva no hanafafazana ny fanafody, mba tsy ho amin’ny andro mafana be
– Kendrena mba tsy ho akaiky avy orana
– Atao manaraka ny rivotra ny fanondrahana azy mba handena ny voly tsara
DIA MAHOMBIAZA FINARITRA E
Azonao zarazaraina raha mety mahasoa a. Eto amin’ny Pejy, hizaranay zava-baovao maro be hatrany hifampizarana fandrosoana e
Sary fanehoana, tafiaraka ny akama
Mpampiofana/
– Malagasy Mandroso
Mpiaramiasa//
– Tranombarotra LIDA Anosibe
– Radio Haja