Catégorie dans pâtisserie

Formation pratique en fromage, pâtisserie et charcuterie à Antsirabe

As Fleur Bleue
2 days ago
Maro ireo tsy tafiditra tamin’ny farany ka averina indray ny formation manamboatra FROMAGE isan-karazany sy Pâtisserie ary Charcuterie sns eto Antsirabe ety amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra akaikin’ny hôpital Marokana mba hanomezana fahafaham-po ny rehetra arak’izao lamina izao:
Zoma 19 jolay:
8h30
Pâtisserie : gâteau d’anniversaire, cake marbré, madeleine
Sabotsy 20 jolay

Amin’ny 8h30:
Fromage 1: fromage au citron, fromage dur, fromage fondu, crème fraîche, beurre

Amin’ny 10h30:
Fromage 2: fromage Gouda gruyère, Camembert, mozzarella

Amin’ny 1ora:
Charcuterie : mortadelle sy Fromage de tête !

Sarany:
2 alina fotsiny isaky ny andiam-piofanana!

Iantohanay ny ahaizanao an’ireo satria afaka miasa avy hatrany ianao aorian’ny fiofanana ary hisy Attestation hoan’izay mila izany!

Tsy miantoka ingrédients ny mpiofana

Izay liana amin’ny fiompiana manarapenitra toy ny fiompiana kisoa, akoho gasy nohatsaraina, omby, gana matavy sns dia iangaviana hiantso anay

Filan-kevitra :
0341591925
0331966730

Araraoty fa vonona hanome ny tsara ho anao hatrany ny Association Fleur Bleue nandritra izay 25 taona nampiofanany izay.
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

Délices sucrés proposés par Maman Miezaka

Madeleine (2 500ar/pq)
Mini-cake (700ar/pc)
Cake 5pc (10 000ar)
Cake MM (à partir de 3000ar/pc )
Cake trio (10 000ar)
Cake GM (à partir de 5000ar/pc)
Biscuits (à partir de 2500ar/pq)
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miditra MP na koa miantso ny
0341019504
Manao livraison izahay fa miankina amin’ny toerana misy anao
#mamanmiezaka #cake #operationcake #caketrio #biscuits #madeleines
+3

Dégustez nos délicieuses spécialités culinaires malgaches!

Lafaoro Gasy Afo Kitay
June 5
0384906889
Izahay dia manao lafaoro briky isakarazany
Four pizza au feu de bois
Four pâtisserie
Fumoir
Barbecue sns
Rah mahalina anao ny asanay Dia atsoy ny 0384906889 na midira mp afaka mideplace any Amin faritra izahay

Pâte feuilletée classique de qualité exceptionnelle

Pâte feuilletée classique azonao anaovana karazana entrée na tsakitsaky maro isan-karazany
12000ar ny 500g amin’izy ireo
Commande 1 andro mialoha
033 03 905 26

Découvrez les délices de Maman Miezaka !

Maman Miezaka
9 hours ago
Ireto daholo ireo sakafo azonareo jifaina ato aminay
Madeleine (2 500ar/pq)
Mini-cake (700ar/pc)
Cake 5pc (10 000ar)
Cake MM (à partir de 3000ar/pc )
Cake trio (10 000ar)
Cake GM (à partir de 5000ar/pc)
Biscuits (à partir de 2500ar/pq)
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miditra MP na koa miantso ny
0341019504
Manao livraison izahay fa miankina amin’ny toerana misy anao
#mamanmiezaka #cake #operationcake #caketrio #biscuits #madeleines

Poudre Cacao Amer Extra Noire Disponible en Livraison

about an hour ago
Aiza toerana misy anao.fa maromaro livraison rahampitso maraina
Ity ilay poudre cacao amer Extra noire
notadiavinao
Efa misy 500kg ato Zao dispo
Ze àndefa commande.tafavoaka tsara ny décoration gâteau
nao
Tonga Dia manome loko chocolat mihintsy izy ity
40000ar kg
0346864864

Atelier Délices Gourmands: Tiramisu, Bavarois, Mousse…

3 minutes ago
Centre de Formation Professionnelle Soamanandrariny
5 days ago
ATELIER ENTREMET
DATY: 10,11 juillet hariva 13h à 16h30
ZAVATRA ATAO : Tiramisu, bavarois,MOUSSE, Cheese cake,boudoir, glaçage,miroir
PARTICIPATION : 45000 ariary
INSCRIPTION : efa misokatra, manantona aty @ birao na mvola au nom Mr Roland 0348181268 asiana frais, ny reçu d’envoi alefan’ny telma misy reference no entina eo @ sekretera rehefa mianatra
CONTACT : 0346469707- 0330726809- 0320475495

« Poudre cacao brut et canelle à prix abordable – Commandez maintenant! »

Ranada Dax
8 hours ago
 
·
Mbola misy ireto vokatra ireto ato aminay
sady bio daholo
Poudre cacao brut 30000ar kg
Poudre canelle 25000ar kg
Poudre biscuits 6000ar kg
Aza misalasala mandefa commande
fa arrivage vao tonga reo
Mety Tsara hoan’ tsika mpanao pâtisserie
Reo @sary reo kou mbola misy Ann