Catégorie dans savon artisanal malgache

« Peau Claire en 3 Jours : Crème Ovy & Savon Ovy »

about an hour ago
Iny iray sotro iny Dia mahafaka panda
Niverina nadio be ilay takolaka nisy panda Teo
Raha misy panda efa ela be enao Dia omenay an’ilay CREME OVY + savon OVY pure tsy misy chimique nefa efficace be
3 Andro anie Dia mahita fahazavany tarehy ianao e!!!
Mety @peau rehetra Izy io
Mitongava mp
0344145350

Beauté Choco : Crème OVY + Savon OVY, Efficacité 3 Jours

about an hour ago
Iny iray sotro iny Dia mahafaka panda
Niverina nadio be ilay takolaka nisy panda Teo
Raha misy panda efa ela be enao Dia omenay an’ilay CREME OVY + savon OVY pure tsy misy chimique nefa efficace be
3 Andro anie Dia mahita fahazavany tarehy ianao e!!!
Mety @peau rehetra Izy io
Mitongava mp
0344145350

Savon au lait de chèvre: Beauté naturelle

Savony isany malaza sy be mpampiasa any ivelany any izy ity amin’izao satria tena tsara hoan’ny hoditava sady betsaka ny vokatsoa azo avy aminy(secret tena mampadio tarehy ireo thaïlandais(es)manao recherche momba io savon io dia ho hitanareo daholo izany
#Mety_tsara_amin_ny_hodi_tavantsika_io_tsy_mifidy_karazana_hoditra
100%bio à base de lait de chèvre
_Manala sébum sady mi-resserré pores
_Anti-tâches rapide, anti-rides ihany koa
_Manafotsy,manala points noirs,manadio tarehy tsy hisy pentina
_Manala ny peau mortes rehetra
034 75 246 23
Livraison Tana -Province

Savon Lait de Chèvre : Beauté naturelle et efficace

Savon Naturel : Adieu Tasy, Bonjour Beauté !

%naturel
Ity savony ity dia tena mety indrindra hoan’ireo izay efa very hevitra amin’ny tasy tsy mety afaka mihintsy na panda io na tasy avy amin’ny mony na maintimainty na mitara mena ….
Mahafaka tasy sady manafotsy izy io
Rehefa madio dia afaka ajanona fampiasana azy tsy hatahorana hoe hiverina intsony
10andro assuré-na tsara fa madio ny tarehy (tsy misy points noir,tasy,panda….intsony)
034 75 246 23
Livraison Tana -Province

Savon Blanchissant Naturel : Dites Adieu aux Taches!

%naturel
Ity savony ity dia tena mety indrindra hoan’ireo izay efa very hevitra amin’ny tasy tsy mety afaka mihintsy na panda io na tasy avy amin’ny mony na maintimainty na mitara mena ….
Mahafaka tasy sady manafotsy izy io
Rehefa madio dia afaka ajanona fampiasana azy tsy hatahorana hoe hiverina intsony
10andro assuré-na tsara fa madio ny tarehy (tsy misy points noir,tasy,panda….intsony)
034 75 246 23
Livraison Tana -Province

Savon Afrique du Sud : Efficacité & Beauté

(#5andro_dia_tsy_maintsy_madio_tena_madio_sy_tsara_be_ny_hoditra)
Savony pure tamotamo vita avy any Afrique du Sud
Manafotsy sady manala ny sela maty rehetra
Na menamena na panda dia azo traité-na tsara aminy fa ho afaka soamatsara
Manadio hatramin’ny anaty masokoditra rehetra(manala points noirs,mony, peau grasse
034 75 246 23
Livraison Tana -Province

Savon au Lait de Coco : Soin Visage Naturel

15 hours ago
Coucou
Vokatra vaovao indray no hozaraina amitsika androany

Savon au lait de coco
Savony fanasana tarehy vita avy amin’ny Coco,Voatabia ary cocombre
Ny soa azo avy aminy:

manala ireo loto amin’ny tarehy

manamandina ny hoditra

manazava ny hoditra ary mampalefaka azy

manakatona masokoditra ihany koa

Manala ireo menaka aterakin’ny hatsembohana sy ny hafanana
Aza misalasala ary mandefa mp hoan’izay liana

Savon minceur : Efficace pour affiner la silhouette

misy savon mapampihena tena efficace
iza no mila ? Midira Mp na contact 0387089737
Manaingo antsika
Send message
Manaingo antsika
May 1
Averiko kely fa bé panotany loatra le hoe aoana ny manafisaka kibo ato aminareo iny
Omeko anareo hoe ,Ty le savon bé mpampiasa le anena anle kibo,vatana
Vita am gigembre menthe poivrée
atao am le:
-kibo misy roroho
-kibo ngeza ,
-sandry matavy na vatana ,
Sady amle tsy mampi-roraka refa mihena an
Couleur :courante/mélange
Afaka mandefa mp ze Kamo i-coms
0387089737

Apprenez à faire des savons artisanaux à Madagascar

a day ago
Ity no teknika raha te hanamboatra SAVONY amin’ny alalan’ny JABORAN’OMBY ianao. Ey, azo atao tsara ary hahafahanao manamboatra savony tsara kalitao na fidiram-bola na ampiasaina
ZAVATRA ILAINA
——————————-
Jaboran’omby 1kg
Soude 141g
Rano 470g
INDRO IREO DINGANA ARAHANA:
1. Empoina ny jabora, menaka no ilaina ary esorina raha misy ventiny anatiny
2. Atambatra ny rano sy ny soude, mivadika ho lasa mamay be aveo
3. Andrasana hitovy eo amin’ny 36°C eo ho eo na ny jabora nempoina na ny soude sy rano natambatra, izany hoe mitovy ny hafanan’ny hoditra
4. Ahodina/afangaro hifangaro tsara saingy tsy mahazo haverin-dalana ny fanaovana azy
5. Atao izay hahazoany trace na marihatra tsara ka arotsaka anaty lasitra aveo
5. Esorina anaty lasitra izy afaka 24ora aoriana ka apetraka ho maina tsara dia mampiasa e
TANDREMO
Tsy azo raisina tanana mivantana ny soude ary tsy azo hitataovana rehefa manafangaro azy amin’ny rano
HO ANAO TE HAMOKATRA SAVONY TSARA KALITAO SY IREO KARAZANY MATO BE
Hanolotra fiofanana matihanina izahay momba ny fanamboarana: savony vaingany, savony ranony, savony gasy, labozia, savoka, vinaigre sns
————————————
Hahafahanao mampidi-bola avy hatrany ny hampitson’io
ALAROBIA 18 SEPTAMBRA 2024
Eny @Tranombarotra LIDA Anosibe
Fidirana: Amin’ny 08:30
Filankevitra: 034 50 067 89
Mpiaramiasa:
– Malagasy Mandroso
– Tranombarotra LIDA Anosibe