Catégorie dans Fivarotana Sy Fambolena Zanakazo

Vola Sakay : Qualité supérieure, Récolte abondante

Marius Tramalo
September 1 at 6:27 AM
SALAMA DAHOLO ISIKA MPAMBOLY REHETRA INDRINDRA ISIKA MPISEHETRA AMIN’NY FAMBOLENA SAKAY BEC D’OISEAU SY PILOPILO.
FOTOANA ZAO HAMAFAZANA NY VOA SAKAY, MBA HANAMORA KOKOA NY ASA FANONDRAHANA NY ZANAKA SAKAY VITA KETSA NA VITA FAMINDRANA, SATRIA TONGA DIA VATANIN’NY ORANA FAHAVARATRA.
KOA MANOME FAHAFAHAMPO HO ANTSIKA MPANJIFA HATRANY AMIN’NY MASOMBOLY VOA SAKAY.
50 GRS – 10000AR MAHAVITA TANY ASASAKA HEKITARA.
100 GRS – 20000AR MAHAVITA TANY 1 HEKITARA.
AZA MISALASALA MIANTSO NY LAHARANA: 0349642436/0334091019 NA MP

Vola Sakay : La solution pour vos récoltes

{« title »: « Sakay : Récolte abondante garantie »}

Voankazo Nain & Le Avo : Livraison & Plantation

Mpamboly
2 hours ago
De mbola maro maro karazana be atrany ireo karazana voankazo nain sy le avo ato aminay tsy mifidy tany avoko araraoty fa izao no fotona fambolena azy ireo tongava mp avy atrany manao livraison sy mandefa faritra

Bol en Verre Matevina Be (4 Piéces) – Livraison Possible

Bol Gm en Verre Matevina Be (4 Piéces)sous-carton
Mug 6piéces
Livraison possible

Mpivarotra Zanankazo Rehetra
12 hours ago
Ho an`i rahampitso ihany
13.000ar avokoa ny iray amin`ny zanak`ireto karazana paiso greffe tsara be ireto daholo ho an`izay manao commande zao sy rahampitso ihany
.paiso fon`omby
.paiso claimbour
.paiso brigitale
.paiso methley
.paiso abricot
.paiso nectarine….
Mp avy hatrany na miantso
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra

Goavy Vaventy sy Be Nofony, Mamoa haingana!

20 hours ago
Iza ary no mbola tsy manana???
Goavy be ba goavy poara,goavy sosety
tena vaventy ny voany ary tena be nofony rehefa mihinana azy ity(mamy tsara) ,misy zanany efa lehibe afaka 1 taona ihany dia mamoa ary misy zanany kely koa,arakaraka ny halavany ny vidiny ka ireto avy ary
.zanany kely:8000ar
.ilay zanany @sary io:15.000ar
.zanany efa 90cm-1m:30.000ar
.zanany efa 1m mahery efa hamoa:40.000ar
Ireo ary ny misy ka afaka misafidy izay mety aminao eh
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra

« Mandarine Greffe: Mamoa Fa Tsy Miandry Ela! »

8 hours ago
Zanaka mandarine greffe efa mitsiry2 tsara sy efa lava2,hitantsika amin`ny sary ambany ireo ilay zanany amidinay
Vidiny:30.000ar
Ilay vety2 izy ity dia mamoa fa tsy miandry ela be an,misy zanany efa mamoa anaty pot koa fa hafa ny vidiny
Mp avy hatrany izay liana na miantso
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra

Zezy Voajanahary: Fomba Mahomby Hampandroso ny Fambolena

August 18 at 6:13 PM
Mety narianao fotsiny ny ankamaroan’ireto hatramin’izay, fantaro kosa nefa fa mahasoa sy zezika mandaitra ho an’ny fambolena ireto, tehirizo tsara manombok’izao:
1. HODITR’AKONDRO
Azonao ampiasaina ny hoditr’akondro 2 isaky ny zavamaniry na voninkazo fotitra iray. Kapakapaho fotsiny ary asitriho kely ao anaty tany manodidina ny fototra. Afaka ampiasaina indray isam-bolana eo arakaraka.
2. TAI-KAFE
Iray(1) ka hatramin’ny 2 sotro fihinanana ho an’ny zavamaniry iray fototra
3. LEVURE DE BIÈRE:
Afangaro amin’ny rano 10 litatra ny 3 sotro lehibe. Ampiasaina hanondrahana zavamaniry isan-kerinandro na isaky ny 2 herinandro.
4. AKORAN’ATODY
Atody 4 ho an’ny zavamaniry iray, potserina ho vovoka tsara alohan’ny afangaro azy amin’ny tany na amin’ny zezika hafa.
5. RANO MISY POTIPOTIKA SAKAFO
Azonao ampiasaina amin’ny fanondrahana zavamaniry
6. LAVENONA
Lavenona iray kaopy kely, afangaro amin’ny tany manodidina ny zavamaniry. Aza atao be loatra a
7. Tanjonay hanaovana ny fizarana dia ny hananao fandrosoana sy fahombiazana eo amin’ny famokarana …
Mirary soa ho anao izahay hahavokatra be tompoko, azonao zarazaraina raha mahasoa
– Mpampiofana: Malagasy Mandroso
– Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA Anosibe