Marius Tramalo
September 1 at 6:27 AM
SALAMA DAHOLO ISIKA MPAMBOLY REHETRA INDRINDRA ISIKA MPISEHETRA AMIN’NY FAMBOLENA SAKAY BEC D’OISEAU SY PILOPILO.
FOTOANA ZAO HAMAFAZANA NY VOA SAKAY, MBA HANAMORA KOKOA NY ASA FANONDRAHANA NY ZANAKA SAKAY VITA KETSA NA VITA FAMINDRANA, SATRIA TONGA DIA VATANIN’NY ORANA FAHAVARATRA.
KOA MANOME FAHAFAHAMPO HO ANTSIKA MPANJIFA HATRANY AMIN’NY MASOMBOLY VOA SAKAY.
50 GRS – 10000AR MAHAVITA TANY ASASAKA HEKITARA.
100 GRS – 20000AR MAHAVITA TANY 1 HEKITARA.
AZA MISALASALA MIANTSO NY LAHARANA: 0349642436/0334091019 NA MP
« Récoltez plus, mieux : Découvrez le secret de Nutriplant »
Tontolo Maitso Mavana
June 16
Ry namako inona no Antony tsy ahitanao vokatra rehefa mamboly ,vonona hiala @tsy fahombiazava vé ianao ?
Mba tianao vé raha mavokatra be foana ianao rehefa mamboly ?
Mba tianao vé raha mahavita tena ara tsakafo ianao @alalan fambolena izay ataonao ihany ?
Mba tianao vé raha isanandro ianao dia ihinana sakafo ara pahasalamana sady bio natoraly
Mahasoa anao ity publication ity fa manasa anao hamaky izany h@farany
Ampiasao ny rano jezika bio Nutriplant organic plus fertilizer ,aza variana @simika fa mahatra po ireny fa tsy mahatody taona
Zezika voatily iraisampirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilan voly ,tsy manimba tany fa mamalonaka ny tany ny fampiasana azy matetika,no sady mamerina ny tany ho lasa natiora indray
Maro ny tombotsoa azo @fampiasana azy : manatsara ny kalitao ny vokatra sy quantité vokatra
Miaro sy manamafy ny voly @hatsika hafanana ary ireo bibikely mpanimba ny voly
Manamora fitomboan voly : fakany raviny tahony ary ary voany
Mety @karazana voly rehetra ,mety @vanimpotoana rehetra ,kely no ampiasaina dia mavita betsaka ,1litre mavita 3hectara moyen ,efa omenay fiche teknika momba fampiasana azy enao rhf mividy azy
Madefa @faritra zahay manao livraison ihany koa
Afaka miatso ny laharana etsy ambany raha mahaliana anao ilay rano jezika
CONTACTE : 0332505134
« L’espoir ne s’éteindra jamais: Rejoignez-nous! »
12 hours ago
Tsy ho foana ny fanantenako
Ilay toerana hampiray hatrizay
#Tilapia_for_ever
Tilapia Consulting-Elias Services MG
« D&S Family Live : Dîner XXL & Milk tea offert »
D&S Family was live.
12 hours ago
#coupdecoeur S1 E12 de la semaine D&S Family— eating dîner eating dîner.
M Food assiette XXL à 35K ar— eating dîner eating dîner.
Idee Milk tea marque Miss rain’s avec 10parfums — eating dîner eating dîner.
Lots pour 8gagants
— eating dîner eating dîner.
Misao GM— eating dîner eating dîner.
Assiette de Nuggets — eating dîner eating dîner.
Hamburger by #M_food
— eating dîner eating dîner.
5Milk tea pour 5 gagnants by #Idee
— eating dîner eating dîner.
« Formation Cuisine Chinoise Spéciale – Antsirabe »
.. hiverina kely2 aty Chef Dino sy CFP AC PRO an
Formation CUISINE CHINOISE TRÈS SPÉCIALE : 27, 28 SEPTEMBRE.
Programme de formation :
Cuisine Chinoise diverses
Fumés et laqués
Poulet KFC croustillant
Tsatsiou
Poulet laqué
Échine laqué
Corn Dogs,…..
Dressage et décoration
Devis et astuces du Chef
Marihina fa formation théorique sy pratique avy hatrany no atao an
Ahazoana certificat ihany koa
Na débutant n’a efa mahay Cuisine dia mety foana ihany ny fiofanana
Inscription obligatoire alohan’ny date de formation.
Raha mila fanazavana fanampiny Dia mandefasa Mp amn’ny page na miantso avy hatrany
Toerana : Hôtel DIANTANA Antsirabe
Téléphone : 034 01 544 06
« Poisson frais et délicieux : Espadon fumé, Filet de cabot, Poisson papillon »
Arrivage vao Izao
Poisson fumé (espadon) 30.000ar kilos
Filet de cabot, capitaine 22.000ar kilos
Poisson papillon (vidé, écaillé) 10.000ar kilos (raha maka maro 8.500ar)
Livraison androany
(frais à partir de 4000ar fa afaka récupérer ihany koa anefa)
Aza misalasala Ary tompoko
« Mirary soa ho antsika Ray aman-dreny rehetra »
Mirary soa ho antsika #Ray_aman_dreny rehetra fa tsy moramora ny niatrehana iny #fidirana iny. Mamporisika ny #zanaka sy #zandry ihany koa mba hilofo hianatra tsara satria « Ny fianarana no lova tsara indrindra »
Nahandro Gasy Tsara
#mirary_soa_hatrany
« Apprenez la cuisine et la pâtisserie en 1 mois ! »
Team Building LECOFRUIT : Fun & Cohesion assurés !
Team Lalao
10 hours ago
TEAM BUILDING
Client : LECOFRUIT
ORGANISATION A à Z
(pt Dejeuner-entree-resistance-dessert- Lots-Sono-Animation -Jeux – Zumba)
Hafaliana foana annn , Tsiky lava,miaraka aminao…..
Matoa napetrakay ny tarigetranay amin’ity Team building ity hoe :
FUN et COHESION
dia satria sady hainay no voafehinay ary tsy maintsy afa-po foana ny Client satria ilay Fil fitondranay mihitsy no mahatonga ny asanay mipaka eny amin’ny Tsirairay
Fa ireto aloha ny numéro mahazo fa sao ianareo koa te ho afa-po tanteraka toy ny Client anay :
0346112725
0328176436
dozera.rad26@gmail.com
Tantely Ranony : Le Miel Pur d’Ampitatafika
Misy tantely ranony sy ventiny…ary tena pur le izy
Afaka mananton mivantan anay enao ary afak manandrana ko
Lieu:Ampitatafika
+10