_ ravitoto sy henakisoa
_ rougaille
pimentée .
_ vary fotsy mitsiratsiraka .
Bon appétit !
« Bitro sy Henakisoa : Délicieux chaque jour à Meal Box »
52 minutes ago
Iza daholo ny mpankafy bitro sy henakisoa ato ?
Matsirooo o.
Misy foana isan’andro ato amin’ny Meal Box ity plat ity. Aza misalasala mitsidika anay.
038 20 403 39
Ambohidratrimo, Alakamisy – Anosiala
« Vorotsiloza Kely, Akoho kel, Gana Be pequin : en stock ! »
Hęr Tãh
5 hours ago
Salama ny group , reo n vokatra zeh liana
Vorotsiloza Kely misy 4 semaine , 2 semaine , 1 semaine
Akoho kel 1 semaine
Gana Be pequin couple
Mp zeh liana 0344541856
Apprenez à faire du fromage et de la crème fraîche, élevez des animaux avec un petit budget !
August 5 at 5:37 AM
Eh ô! Misorata anarana malaky fa maro no tsy nahazo Toerana tamin’ny farany!
Fantatrao ve fa raha manana ronono 1litatra sy voasary makirana iray monja ianao dia efa mahavita fromage sy dobera ary crème fraîche tsara lavitra noho ireny amidy amin’ny tsena lehibe ireny?
Akoatr’izany dia azo atao koa ny manao fiompiana kisoa, akoho, omby vavy beronono manarapenitra tsy mandany vola firy !
Ifehezanao izany ao anatinny fotoana fohy àry dia mahafaly ny Association Fleur Bleue ny manasa antsika rehetra hanaraka ny fiofanana izay hatao eto Amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra Antsirabe akaikin’ny Marokana ny alakamisy 15 août ka hatramin’ny sabotsy 17 août amin’ny andro mampalalaka anao arak’izao lamina izao:
Isaky ny amin’ny 8h30:
Fromage 1:
Fanamboarana fromage au citron ilay fromage tsara indrindra erantany sy fromage dur, fromage fondu,crème fraîche ary dobera
Amin’ny 10h30:
Fromage raitra:
Fanamboarana fromage camembert, gouda, ary mozzarella
Amin’ny 1ora tolakandro:
Fanamboarana glace sy esquimaux au chocolat
Aminny 2h30: fanamboarana yaourt isankarazany, flan ary ronono mandry mamy.
Ny fiompiana kosa dia:
Amin’ny 8h30:
Fiompiana kisoa vazaha atavizina ao anatinny 3volana monja
Amin’ny 10h30:
Fiompiana kisoa gasy atavizina ao anatinny 4volana monja raha heritaona izany teo aloha
Amin’ny 1 ora :
Fiompiana akoho gasy nohatsaraina afaka mitaranaka 100mahery isan-taona ny akoho iray
Amin’ny 2h30:
Omby vavy be ronono afaka mamokatra ronono 20- 40 litatra isan’andro ary miteraka isan-taona.
Sarany:
20000 isaky ny andiampiofanana raha aloanao transfert mialoha amin’ny mvola amin’ny O341591925 fa miakatra ho 30000 ariary mandritra ny fiofanana
Aorian’ny fiofanana dia afaka miasa avy hatrany ianao ary hotolorana attestation izay mila izany!
Filan-kevitra:
O341591925
O331966730
« Araraoty fa Tsy mbola nandiso fanantenana anao ny Association Fleur Bleue hatramin’izay 25 taona nampiofanany satria izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »
« Tonga Dia : Délicieux plats du jour à Ambotrarahaba »
Crudités 500ar
Brocolis -choux fleur 500ar
Salade saucisse fumé 1000ar
Salade poulet 1000ar
Tonga Dia alefako eto ihany ny sakafo anio an:
Crabe sauce
Hen’omby potika
Henakisoa s’y Tsarmaso
Trondro s’y anandrano AMPEFY
Adresse : Ambotrarahaba eo ampitan’ny NOOR TOWER Dia miakatra kely (akaikin pivarotra pneu)
Livraison possible
Mandroso Hasina
+3