ndao fa ampianariko anao anaty mp miaraka @ garniture sy ireo mapatsiro azy
Sarany : izay foinao
« Devenez entrepreneur : Formation complète de A à Z »
Call now
Orinasa Tafatsangana sy Mandroso
3 days ago
FORMATION CRÉATION D’ENTREPRISE DE A à Z
FARANY ETO ANTANANARIVO amin’ity taona ity.
ity ilay nandrasantsika eto Antananarivo!
Hoan’iza ity fiofanana ity ?
hoanao Ray aman-dreny na tanora namiry hanangana ny orinasanao manokana.
Hoanao te hampitombo ny fidiram-bolanao
Hoanao mitady ny fomba hampandrosoana ny orinasanao
Hoanao manana hevitra kanefa tsy fantatrao izay hanombohana sy izay tokony atao sady tsy manana vola iaingana.
Hoanao koa manana vola kanefa tsy mahita hampiasana azy.
Inona avy no zavatra hoampianarina @izany ?
1-Ahoana no hahatonganao ho mpandraraha mahomby @ sehatra handraharanao? Hianaranao ny leadership sy ireo toe-tsaina Mpandraharaha.
2-Ahoana no fomba fitadiavana hevitra na idée de projet momba ny orinasa tokony ataonao @ izao vaninandro izao ?
Misy fotoana manko Ilay zavatra hanodinam-bola mihintsy no tsy hitanao.
3-Hanome anao karazana idée marobe ( Miisa 100) azo atao izahay.
4-Ahoana ny fomba hiaingana @ amin’ny 0 ariary ao anatin’ fananganana orinasa?
Ny fomba ahitana fond de départ?
5-Ahoana ny fomba hamadihana ilay hevitra ho lasa orinasa tafatsangana azo tsapain-tanana ?
6-Ahoana no fomba hampandrosona ilay orinasa rehefa tafatsangana ka hahatonga azy afaka hisongona ny orinasa tahaka azy.
BONUS :
-Hoampianarina ny fomba hampidirana entana any amin’ny grande surface
-Hoatoro avokoa ireo karazana entana raisin’ny grande surface
-Hoampianarina ireo taratasy rehetra ilaina amin’ny fananganana orinasa sy ny fomba fikarakarana azy
-Hoatoro ireo secret mampahomby ireo orinasa goavana eto Madagascar sy ny any ivelany.
– Misy accompagnement hoan’ireo mpiofana. Izany hoe mbola manampy anao izahay ao anatin’ny fananganana ilay orinasa
Izany hoe création d’entreprise de A à Z mihintsy.
7-Hisy certificat hozaraina rehefa vita ny fiofanana.
Inona ny tombon-tsoa azo avy @ ity fiofanana ity ?
Afaka hanangana sahady ny orinasanao ianao ao arinan’ny fiofanana.
Afaka hampandroso ireo orinasanao efa misy ihany koa.
Inona no mampiavaka ity fiofanana ity ?
Azon’ny sokajin’olona rehetra ampiharina na ny manana diploma na ny tsy manana, satria amin’ny teny Malagasy ny fiofanana, Malagasy ny mpampiofana ary feno ( complet) ny fampiofanana omena.
Na mbola tsy mahay na inona na inona momba ny orinasa sy ny fomba hananganana azy ianao dia tsy olana fa atoro anao amin’ny antsipirihany avokoa ny fahalalana rehetra ilainao.
Raha misoratra anarana ianao dia afaka manao réservation de place 50% fotsiny, ary amin’ny andron’ny fiofanana ny ambiny no aloha.
FOTOANATSIKA : 27 SEPTEMBRE @ 8 ORA – 5 ORA HARIVA (Misy pause 40 min afahana misakafo)
TOERANA : ANJARY HÔTEL TSARALALANA
FRAIS DE FORMATION :
100.000AR formation création d’entreprise avec accompagnement 3 mois
200.000ar ny formation création d’entreprise avec accompagnement 1 an
Misy promotion hoan’izay misoratra anarana alohan’ny 15 SEPTEMBRE ka lasa :
69.000ar ny avec accompagnement 3 mois
Ary 100.000ar ny accompagnement 1 an
MISY FORMATION EN LIGNE HOAN’IREO ANY AMIN’NY FARITRA
MISY FORMATION PARTICULIER
MISY FORMATION WEEK-END
FIOFANANA MANARAKA :
TOLIARA
FIANARANTSOA
AMBOSITRA
MP ny mombamomba azy.
Efa maro ireo niofana tato @ OTM no efa nahatsangana ny orinasany amin’izao fotoana izao.Afaka jerenao ao amin’ny pejy ny témoignage.
Aza adino mi-abonné amin’ny pejitsika hoanao liana amin’ny fandraharana
Orinasa Tafatsangana sy Mandroso no tanjotsika
« Formation Pratique en Charcuterie : Apprenez à faire des merveilles »
August 20 at 9:30 AM
20000ar
Lahy, Mp
Formation Charbon Écologique à Mangarivotra
Fanodinana ny fako ho lasa #ARINA_FANDREHITRA
Tsisy tany na tanimanga na fompotra
Mirehitra hatramin’ny farany
Mora arehitra amin’ny kitay kely
Afo matanjaka nefa tsy mamaky vilany
Tsy midonaka, tsisy tapaporohana
Azo atao sarbô manitra (charbon parfumé)
Atao asa fivelomana (ilain’ny 97%-n’ny vahoaka)
Ny lavenona dia akora ilaina be amin’ny fanaovana zezika
Na dia amokarana izay ilaina ao an—trano isan’andro fotsiny aza
Famoronana asa
#ZAVATRA_IANARANA
Carbonisation amin’ny fomba tsotra
Famadihana ny fako carbonisé ho lasa sarbô
Ny Tsena sy ny làlam—barotra
Piste de financement (ho an’ny ONG, Fikambanana, sns …)
Ireo fitaovana famokarana sarbô ekolojika (moule tsotra indrindra, ny salantsalany, extrudeuse, presse, sns …)
SNS …
#AORIAN_NY_FIOFANANA
Fifanampiana samy mpiofana
Fanohanana ny mpiofana
Fanaraha—maso ny sarbô vitan’ny mpiofana (Contrôle de la qualité, hita maso sy fampiasana calorimètre)
Sns …
____________________________________________
??️ #Daty: Zoma 06 Septambra 9H00 — 13H00
#TOERANA : Mangarivotra ITAOSY HOPITALY
#SARANY: 35 000Ar
#inscription: Alefa MP ny anarana feno sy contact
#INFOLINE:
034 80 107 42 / 034 37 594 62 / 032 85 267 86
____________________________________________
#Parking
Miasa miaraka no fahombiazana
Ho fanatsarana ny accompagnement sy ny suivi atao ho anareo dia noferana hatrany ny isan’ny mpiofana
+2
Madagascar Biogas Technology
Biotechnology Company
Send message
Madagascar Biogas Technology
5 hours ago
#FORMATION_CHARBON_ECOLOGIQUE
Fanodinana ny fako ho lasa #ARINA_FANDREHITRA
Tsisy tany na tanimanga na fompotra
Mirehitra hatramin’ny farany
Mora arehitra amin’ny kitay kely
Afo matanjaka nefa tsy mamaky vilany
Tsy midonaka, tsisy tapaporohana
Azo atao sarbô manitra (charbon parfumé)
Atao asa fivelomana (ilain’ny 97%-n’ny vahoaka)
Ny lavenona dia akora ilaina be amin’ny fanaovana zezika
Na dia amokarana izay ilaina ao an—trano isan’andro fotsiny aza
Famoronana asa
#ZAVATRA_IANARANA
Carbonisation amin’ny fomba tsotra
Famadihana ny fako carbonisé ho lasa sarbô
Ny Tsena sy ny làlam—barotra
Piste de financement (ho an’ny ONG, Fikambanana, sns …)
Ireo fitaovana famokarana sarbô ekolojika (moule tsotra indrindra, ny salantsalany, extrudeuse, presse, sns …)
SNS …
#AORIAN_NY_FIOFANANA
Fifanampiana samy mpiofana
Fanohanana ny mpiofana
Fanaraha—maso ny sarbô vitan’ny mpiofana (Contrôle de la qualité, hita maso sy fampiasana calorimètre)
Sns …
____________________________________________
??️ #Daty: Zoma 06 Septambra 9H00 — 13H00
#TOERANA : Mangarivotra ITAOSY HOPITALY
#SARANY: 35 000Ar
#inscription: Alefa MP ny anarana feno sy contact
#INFOLINE:
034 80 107 42 / 034 37 594 62 / 032 85 267 86
____________________________________________
#Parking
Miasa miaraka no fahombiazana
Ho fanatsarana ny accompagnement sy ny suivi atao ho anareo dia noferana hatrany ny isan’ny mpiofana
[« Apprenez la charcuterie pratique à Antananarivo »]
manasa o
[« Apprenez à faire des charcuteries délicieuses ! »]
[« Devenez Charcutier : Formation Pratique à Itaosy »]
« Apprenez à construire votre propre maison »
a day ago