Catégorie dans formation débutant

[ « Apprenez à faire des charcuteries ! Formation pratique à Itaosy » ]

« Apprenti(e) en Charcuterie – Formation Pratique »

{« title »: « Fiofanana maimaimpoana: Ampitomboy ny vokatra »}

8 hours ago
Ho toloranay fiofanana miavaka indray ianao ary maimaimpoana, raha olona vonona ny handroso
VONONA HIARAKA AMINAY VE IANAO?
————————————————-
Na tany kely aza hanananao kanefa mahafehy ny teknika ho zarainay dia hamokatra ianao manombok’izao
Ho anao te hisehatra tabteraka amin’ny fambolena, fiofanana no tsara indrindra tompoko hampiakaranao ny famokarana
AHOANA NO HISITRAHANAO ITY?
1. Hasainay ianao hizara ity publication ity mba ho hitan’ireo namana mila fahombiazana
2. Ary araho ny Pejy, hisitrahanao ireo fifampizarana maro. Eny, mahasoa anao
Aorian’izay, dia MISORATA ANARANA malaky ao amin’ny mp hanomananay manokana ny toeranao
NY ALATSINAINY 16 SEPTAMBRA
Toerana:Tranombarotra LIDA Anosibe
Amin’ny 08:30 maraina
034 50 067 89/ 038 50 067 89
ANDEHA ÀRY TOMPOKO, AMIN’NY ERINTAONA INDRAY VAO HANOLOTRA TOY ITY IZAHAY
MPIKARAKARA:
_ Tranombarotra LIDA Anosibe
_ Malagasy Mandroso
_ Randriamahasahana Edson

Formation Pratique Charcuterie: Devenez un Pro

« Devenez un expert en Agriculture ! Formation Gratuite »

33 minutes ago
Ho toloranay fiofanana miavaka indray ianao ary maimaimpoana, raha olona vonona ny handroso
VONONA HIARAKA AMINAY VE IANAO?
————————————————-
Na tany kely aza hanananao kanefa mahafehy ny teknika ho zarainay dia hamokatra ianao manombok’izao
Ho anao te hisehatra tabteraka amin’ny fambolena, fiofanana no tsara indrindra tompoko hampiakaranao ny famokarana
AHOANA NO HISITRAHANAO ITY?
1. Hasainay ianao hizara ity publication ity mba ho hitan’ireo namana mila fahombiazana
2. Ary araho ny Pejy, hisitrahanao ireo fifampizarana maro. Eny, mahasoa anao
Aorian’izay, dia MISORATA ANARANA malaky ao amin’ny mp hanomananay manokana ny toeranao
NY ALATSINAINY 16 SEPTAMBRA
Toerana:Tranombarotra LIDA Anosibe
Amin’ny 08:30 maraina
034 50 067 89/ 038 50 067 89
ANDEHA ÀRY TOMPOKO, AMIN’NY ERINTAONA INDRAY VAO HANOLOTRA TOY ITY IZAHAY
MPIKARAKARA:
_ Tranombarotra LIDA Anosibe
_ Malagasy Mandroso
_ Randriamahasahana Edson

0324094264

Formation Cuisine Antsirabe: Apprenez les Secrets!

3 days ago
Urgent miaraka @ #Promotion be oa ity erinandro ity
Fa maninona no manao promotion foana nareo?
Satria feno 3taona @ ity taona ity izahay dia mizara hafaliana miaraka aminareo.
Ianareo anie no tena L’Art de Soja e?
Sa ahoana? Dia tokony ho mendrika omena fanomezana?
Vakio tsara ary an?
Nomen’ny FFIOVA Vakinankaratra Officielsehatra hiaraka hifampitafa sy hifampizara ny mahasoa isika.
Noté kely hoe « stand 22 devent gare ny 05-06-07 septembre 2024 »
Hampanao formation ihany koa izahay.
Ity ilay promotion an!
45.000ar fotsiny tena fotsiny raha tokony ho 150.000ar.
Koa aiza indray ianao no ahita, nefa dia traikefa 3taona mahery no ho zarainay sady tsy toy ny mahazatra anao.
Tsy misarihana ianao fa hatoronay anao ny fividianana ny zavatra tokony hampiasaina rehetra.
Averina kely 45.000ar fotsiny ny sarampianarana raha 150.000ar nanaovanay teto Tanà.
Place limité: 20 personnes ihany
Noho izany dia nasiana réservation 15.000ar.
Ka ny 30.000ar @ jour hianarana.
Daty: alahady 08 septembre
Toerana: Antsirabe Tsenakely
Contact rapide : 0347658843

« Formation pratique Charcuterie – Antananarivo – 15 juin »

Devenez Chef Traiteur ! Formation Intensive à Antananarivo

Formation CUISINE Spécial SERVICE TRAITEUR : 04, 05, 06 Septembre 2024
Tena Spécial izy inty satria fiofanana hirahanao amin’i Chef Dino sy CFP AC PRO ary ny IISP MDF OfficielMISP MDF OfficielIsoraka, araraoty fa tsy misy matetika ny toy izao e, place très limitée an
PROGRAMME DE FORMATION :
Cuisine Européenne
Découpage, dressage
Réalisation du Menu complet
Entrée froide, chaude, plats de Résistance, dessert
Pâtisserie
Réalisation buffet et grand Buffet
Fiche technique,
Norme HACCP
Astuces et conseils du Chef
Formation théorique et pratique. Fa aza ela ary misoratra anarana e
Mahazo Certificat @faran’ny formation an
Na Débutant ianao na efa mahay resaka Cuisine dia mety foana ny fiofanana miaraka@ Chef Dino
Inscription en ligne (034 01 544 06) na manantona mivantana eny amin’ny bureau ‘ny ISP MDF Isoraka.
Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa Mp amn’ny page na miantso mivantana an’i Chef Dino
Lieux de formation : ISP MDF Isoraka près École des sœurs St Joseph de Cluny en face Église Catholique Ambatonilita
Tél : 034 01 544 06

[« Apprendre la charcuterie à Itaosy ! »]

Prix 3000ar/kg
Lieu: Itaosy tanà