Catégorie dans Fromage Cheddar

Découvrez les délices de la Boucherie Tia’nay

Boucherie & Charcuterie Tia’nay
23 hours ago
Ianareo ve efa nihinana cordon bleu ?
Ilay nofon’akoho misy charcuterie sy fromage mitsonika be ao anatiny.
Ato aminay anie misy blanc de poulet afaka hanaovana izany e.
Ary misy karazana cahrcuterie ihany koa ho atao anatiny.
Aza misalasala manantona ary e
Mahazo en face pharmacie RN2
Analamahitsy eo aloha kelin’ny centre médical Marie stella
Sabotsy namehana akaikin’ny Poissonnerie Landa eo amin’ny arrêt bus sabotsy.
Ho an’ny livraison kosa, manasa anao handefa MP na hiantso ny 034 25 478 47.
#BoucherieTianay #Viande #Poulet #Blancdepoulet #Sansos #Mortadelle

Formation pratique en fromage, pâtisserie et charcuterie à Antsirabe

As Fleur Bleue
2 days ago
Maro ireo tsy tafiditra tamin’ny farany ka averina indray ny formation manamboatra FROMAGE isan-karazany sy Pâtisserie ary Charcuterie sns eto Antsirabe ety amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra akaikin’ny hôpital Marokana mba hanomezana fahafaham-po ny rehetra arak’izao lamina izao:
Zoma 19 jolay:
8h30
Pâtisserie : gâteau d’anniversaire, cake marbré, madeleine
Sabotsy 20 jolay

Amin’ny 8h30:
Fromage 1: fromage au citron, fromage dur, fromage fondu, crème fraîche, beurre

Amin’ny 10h30:
Fromage 2: fromage Gouda gruyère, Camembert, mozzarella

Amin’ny 1ora:
Charcuterie : mortadelle sy Fromage de tête !

Sarany:
2 alina fotsiny isaky ny andiam-piofanana!

Iantohanay ny ahaizanao an’ireo satria afaka miasa avy hatrany ianao aorian’ny fiofanana ary hisy Attestation hoan’izay mila izany!

Tsy miantoka ingrédients ny mpiofana

Izay liana amin’ny fiompiana manarapenitra toy ny fiompiana kisoa, akoho gasy nohatsaraina, omby, gana matavy sns dia iangaviana hiantso anay

Filan-kevitra :
0341591925
0331966730

Araraoty fa vonona hanome ny tsara ho anao hatrany ny Association Fleur Bleue nandritra izay 25 taona nampiofanany izay.
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

Découvrez le délicieux fromage GOUDA de Fromage Ny Soa

Product/service
Send message
Fromage Ny Soa
a day ago
Fromage GOUDA
tsara kalitao
matsiro, masaka tsara
mitsonika be koa raha atao amin’ny sakafo
Manao livraison eto Tana
Mandefa any amin’ny faritra
0341683420

Découvrez les délicieux fromages de Fromage Vita Gasy

FROMAGE MACHIRO
* FROMAGE CAMEMBERT 8000AR 140G
* FROMAGE CHEDDAR 39000AR
* FROMAGE RACLETTE 1KG 42000AR
* FROMAGE FONDU 500G 14000AR
– RÉCUPÉRATION IAVOLOHA
– LIVRAISON à partir 3000AR…
CONTACT 0388025728
+2