7 hours ago
Rehefa mafana ny andro dia tsara kokoa ny misafidy sakafo izay afaka manampy amin’ny fanamaivanana ny hafanana. Ireto ary misy sombitsombiny afaka atao tsara mihintsy
Salady : Afaka atao amin’ny legioma vaovao toy ny salady maintso, voatabia, concombre, karaoty…
Voankazo : Toy ny pastèque, melon, papay, izay misy rano betsaka ary manampy amin’ny fitazonana ny rano ao amin’ny vatana.
Sakafo be rano: toy ny ranom-boankazo vaovao, smoothie
Tsindrin-tsakafo mangatsika : Ny gilasy na yaourt mangatsiaka dia manampy amin’ny fanalana ny hafanana.
Sakafo maivana: tsy misy menaka be loatra
Tsy dia tsara ny sakafo matavy be na masiaka be satria ireo dia mety hanampy ny vatana hafana kokoa.
Aza adino hatrany ny misotro rano fa manampy be io
#sakafoarapahasalamana #astuces #conseilnutrition
« Le Petit Gourmand : Des délices à 6 000Ar ! »
Le Petit Gourmand is feeling thankful.
10 hours ago
Salama Hariva malala an
Ity indray ary ny sakafo ho karakaraina ho andry aky an
Misy hatrany ny paiement par mois
Tsy mahandro kisoa isika aky ann
6 000Ar daholo izay rehetra ao anaty menu
Bonne semaine indray ary dia BIZOUUUU
Miandry anao en Mp
Kony an
Meringues : Facile et Délicieux !
July 31
MERINGUES
AKORA ILAINA
tapotsin’atody 2
siramamy 5 sotso
FIKARAKARANA AZY
Kapohina amin’ny batteuse ny tapotsin’atody (en neige)
Rehefa miakatra tsara ny atody dia alefa tsikelikely ny siramamy ka kapohina hatrany mandra-pahalevona ny siramamy
Vita izay dia atao anaty poche à douille dia atao ny forme araka izay hitiavanao azy asina tahony afaka tsy asina
Andrahoina amin’ny la four 250° mandritra ny 1h 15min
N. B : afaka asina colorant raha tiana hiloko afaka amidy ho an’ny ankizy
Abonnéo ny page de aza adino koa ny mi partage
MILA MANAO PRATIQUE ANN!!!
TSARA SAKAFO