Catégorie dans produits bio

Masque Moringa Bio: Soins & Beauté des Cheveux

Tiana Tia Mifanampy
59m
Na volo ngita aza mivadika malama sy mangirana
Masque Moringa bio ilay tena manalava volo be otrinzao sady mitsabo volo simba
-tsy mila manao volo any amn’ny coiffure intsony enao fa Tonga de mibango de vita à!!
_manala vakivaky sy tapatapaka
_mampinjanina miongotra
_mampaniry faritra sola sady manala angandrano
Mety amin’ny volo rehetra an ra volo tsotra vomaika mivadika volon-tsinoa io ny volonao
Vo mampiasa indrai mandeha enao de efa salama ny volonao sady malama tsara ery
Vidiny : 18000ar
038 99 726 29

Cheveux longs et forts : Shampoing Bio Varotra

mampaniry volo haingana be ary mampitsahatra volo tsy hihintsana
Manalava volo
manatevina volo
azo antoka 100%,tsisy effet secondaire
Vidiny tena mirary

Kobavomanga & Kobakatsaka BioFy: Nourriture 100% Bio pour Bébé

a day ago
SAKAFON-JAZAKELY
(+6mois)
Ry maman isany
Fotoana indrindra izao hironana bebe kokoa @sakafo natoraly sy aram- pahasalamana ary azo antoka tanteraka mba hahatsara ny ankohonanao
– hampatsilo saina azy
– Hahadongadonga azy
– hampatanjaka azy
– hanome hery azy
Ary indrindra hampitombo azy tsara ka ,misafidiana ary hamahana ny zanakao @vokatra 100%bio.
BioFy
Manolotra antsika vokatra vita malagasy
#kobavomanga
#kobakatsaka misy koba akondro ihany koa ho izay te anjifa aza misalasala minatso na mandefa mp
Laharana:0349912915
Manao livraison sy mandefa any amn’ny faritra rehetra koa (à partir 3000ar)

PROTEINE 100% BIO: Reprenez votre forme naturellement !

sady manao promotion izahay amin’izao
PROTEINE 100% BIO
Mampangeza sy nofosana,,mety ho an’ny sokajin’olona rehetra:zaza,ankizy,tanora,lehibe,ireo avy narary hamerina lanja,indridra ny mpanao fanatanjahatena
Roa erinandro dia mahita vokatra tsara,ary tsy misy fiatraikany(tsisy effet secondaire)noho izy 100%natoraly
Afaka manao livraison izahay,afaka mandefa any @faritra iany koa
Mp ra mahaliana anao
0341745941

« SAKAFON-JAZAKELY: Nourrissez votre enfant avec des produits bio malagasy »

a day ago
SAKAFON-JAZAKELY
(+6mois)
Ry maman isany
Fotoana indrindra izao hironana bebe kokoa @sakafo natoraly sy aram- pahasalamana ary azo antoka tanteraka mba hahatsara ny ankohonanao
– hampatsilo saina azy
– Hahadongadonga azy
– hampatanjaka azy
– hanome hery azy
Ary indrindra hampitombo azy tsara ka ,misafidiana ary hamahana ny zanakao @vokatra 100%bio.
BioFy
Manolotra antsika vokatra vita malagasy
#kobavomanga
#kobakatsaka misy koba akondro ihany koa ho izay te anjifa aza misalasala minatso na mandefa mp
Laharana:0349912915
Manao livraison sy mandefa any amn’ny faritra rehetra koa (à partir 3000ar)

Produit naturel : Santé et bien-être au naturel

anisan’izany ireto :
Mampidina tension
Manala tavy ratsy @ vatana indrindra ny kibo ( mampahia )
Manampy betsaka @ fandevonan-kanina
manatsara hoditra ( mety bé ho an’ny misy aretin-koditra)
Manatsara ny taovampisefoana
Manatsara ny fitadidiana ( mety tsara ho an’ny olona manadino matetika )
4000 Ar Dia mahazo betsaka

« SAKAFON-JAZAKELY : Nourrissez votre bébé bio ! »

23 minutes ago
SAKAFON-JAZAKELY
(+6mois)
Ry maman isany
Fotoana indrindra izao hironana bebe kokoa @sakafo natoraly sy aram- pahasalamana ary azo antoka tanteraka mba hahatsara ny ankohonanao
– hampatsilo saina azy
– Hahadongadonga azy
– hampatanjaka azy
– hanome hery azy
Ary indrindra hampitombo azy tsara ka ,misafidiana ary hamahana ny zanakao @vokatra 100%bio.
BioFy
Manolotra antsika vokatra vita malagasy
#kobavomanga
#kobakatsaka misy koba akondro ihany koa ho izay te anjifa aza misalasala minatso na mandefa mp
Laharana:0349912915
Manao livraison sy mandefa any amn’ny faritra rehetra koa (à partir 3000ar)

« Nourrissez vos bébés sainement avec Sakafon-jaza 6-36mois »

19 hours ago
BONJOUR
Ampatsiahiviko kely ianareo Hoe
Omeo Sakafo aram-pahasalamana foana ny Zazakely, ataovy madio daholo ny fitaovana ampiasaina amin’ny Fikarakarana ny sakafony
Arao tsy tapaka ny pejy fa manome sopapa Sakafon-jaza 6-36mois isan’andro ato.
Aza adino fa izahay dia MIVAROTRA :
-KOBA VARY MENA
-KOBA AKONDRO
-KOBA KATSAKA
-FLOCON D’AVOINE
-HUILE DE COLZA
-BOOSTDONGA
-BOOSTPROTEINE (HO AN’NY LEHIBE)
Ho an’izay Maman mitady.
Bio tsara ny antsika
Quantité 200g /250g/ 500g/1kg
Izy rehetra nividy aloha atreto mbola tsy mbola nisy maty antoka eh. Sakafo aram-pahasalamana daholo ireo voalaza ireo.
Afaka atao mamy, na atao masira. afaka atao sakafo, afaka atao goute, afaka asina légumes,hena, fromage….
Afaka Manao livraison/ mandefa makany amin’ny faritra rehetra

Sésame marron bio, plein de bienfaits !

Hary Soa
Product/service
Send message
Active
Hary Soa
2 hours ago
Hello!
Misy hatrany ny grain de sésame marron, efa madio tsara
Fantaro fa maro ny vokatsoa azo avy amin’ny sésame:
Manatsara ny fitadidiana sy ny fiasan’ny atidoha
Mampihena ny tahan’ny tavy ratsy
Manan-karena calcium, magnésium, fer fibres…
Afaka hoanina miaraka amin’ny yaourt na ronono na dité, afaka ampiarahana amin’ny vary
mp raha hanao commande
Manao livraison, récupération possible