« Choisir son entourage pour réussir »

6 hours ago
Anisany mitondra olana lehibe eo aminy fiainana n’y tsy fahaizanao misafidy n’y tontolo manodidina anao anisany zany n’y olona.
Izay indrindra hiresahana ity zavatra ity.
Matetika isika dia tsy mifidy n’y olona hiarahana na handaniana fotoana ka anisany miteraka olana foana eo aminy fiainana, zany oe rehefa te hahomby ianao dia miaraha aminy olona mampahomby.
Mety hiteny ianao oe :olona tahaka n’y ahoana no mampahomby, amiko aloha dia olona manome motivation, miresaka idées de business, manome solution, miresaka fidirambola, sns, dia mety hiakatra n’y fiainanao.
Raha olona miresaka fiainan’olona s’y n’y fialonana, fankahalana, tsy misy resaka fivoarana mihintsy n’y resaka hatao n’y olona eo akaiky anao dia hialao fa hitondra vesatra s’y aretin-tsaina hoanao io olona io.
Hafatra dia oe mahaiza misafidy s’y mametraka tontolo hiainanao ianao satria miankina aminy tontolo mamolavola anao n’y fahombiazanao,.
Mankasitraka antsika rehetra namaky tompok ooo
Malagasy mandroso hatrany n’y tanjona ee

« Nourriture ou Sommeil : Lequel choisiriez-vous ? »

a day ago
Coucou daholo
Taitaitra kely de mametraka fanontanina
Inona ny tinareo? Tsy mihinan-kanina ao anatin’ny 3 andro sa tsy matory ao anatin’ny iray volana fa omena Izay sakafo rehetra tinareo hoanina?